Ma'Hay Électronique

Ma'Hay Électronique Page ahitanao torohevitra, varotra, ary entana momban'ny elektronika sy ny dépannage électronique.

Contact-nay:
038 11 628 27
037 87 134 54
Ankadifotsy no misy anay, mandefa amin'ny faritra ihany koa.

⚡🔥 MULTIMÈTRE AUTOMATIQUE - SMART MULTIMETER 🔥⚡💰 PRIX PROMOTION : 29.000 Ar monja!📅 Jusqu'à fin du mois - STOCK LIMITÉ f...
27/08/2026

⚡🔥 MULTIMÈTRE AUTOMATIQUE - SMART MULTIMETER 🔥⚡
💰 PRIX PROMOTION : 29.000 Ar monja!
📅 Jusqu'à fin du mois - STOCK LIMITÉ fa aza tara!

Tonga ilay fitaovana ilain'ny électricien, electronicien, sy ny mpankafy bricolage rehetra! 😍

🤔 Inona no mahasamihafa azy?
Ity dia SMART / AUTOMATIQUE ✅ Tsy mila manodina bouton be dia be intsony! Izy irery no mi-détecte automatique hoe Voltage, Résistance, sa Continuité no refesinao. Ny Écran dia manoratra "Auto" fotsiny dia mandeha ho azy! Tena mora ampiasaina na dia vao mianatra aza.

⚙️Ireo afaka refesiny aminy:
⚡ VOLTAGE DC & AC - Mandrefy courant continu sy alternatif 1V hatramin'ny 600V. AC/DC auto.
🔋 AMPÉRAGE (A...) - Mandrefy courant ho an'ny électronique. 10A Max.
🔔 CONTINUITÉ - Misy bip 🔊 rehefa mifandray ny fil, tena ilaina hitsapana raha tapaka ny fil.
➡️ DIODE - Test de diode ho an'ny dépannage carte électronique.
Ω RÉSISTANCE - 0Ω hatramin'ny 20MΩ
⚠️ NCV & Live - Mahita fil misy courant tsy mila mikasika (Non-Contact) sy mahita phase.
🔦 TORCHE INTÉGRÉE - Misy jiro kely ao aoriana, azo ampiasaina anaty armoire électrique maizina!
Vaovao sous-carton, efa miaraka amin'ny cordon sy pile, tonga dia mampiasa avy hatrany ianao.
✅ Garantie 1 mois
📍 Toerana: Ankadifotsy
🚚 Livraison rapide manerana Tanà sy mandefa any amin'ny faritra

Ity no multimetre kely, marani-tsaina, mora entina, nefa mahavita ny asa fototra rehetra! 29.000Ar! 👌

📞 CONTACT-NAY (WhatsApp / Appel):
🟢 038 11 628 27
🟢 037 87 134 54
🟢 032 50 569 90
🟢 038 62 423 75

🎉 Promotion be indray ireto an🎉 ⚠️LOUPE 3E MAIN⚠️ 💯Efa miverina disponible indray 😊 Miasa am-pilaminana miaraka amin’ity...
25/08/2026

🎉 Promotion be indray ireto an🎉
⚠️LOUPE 3E MAIN⚠️ 💯
Efa miverina disponible indray 😊
Miasa am-pilaminana miaraka amin’ity loupe 3e main ity.
✅Loupe avec pinces ajustables, manangeza 3fois.
✅Misy support fer à souder,
✅Jiro LED intégré.

Mety tsara ho an'ny:
✔️ Réparation de circuits imprimés
✔️ Soudure de composants électroniques
✔️ Travaux de précision (bijoux, horlogerie, etc.)
✅Tsy voatery électronique fa izay Zavatra rehetra mety ilànao loupe de mety ampiasaina azy avokoa 💯

💡 Prix : 60.000 Ar fotsiny.

Manao livraison rapide ary mandefa amin'ny faritra.
MP💌 na miantso
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48


Fitaovana madinidinika tena  ilainao amin'ny resaka électronique.@ vidiny tena mirary hatrany ny ato aminay. Loupe 3e ma...
22/08/2026

Fitaovana madinidinika tena ilainao amin'ny resaka électronique.
@ vidiny tena mirary hatrany ny ato aminay.
Loupe 3e main , pompe à dessouder, lohana Fer à souder réglable, support de à souder, tournevis,...
Aza misalasala ary mandefa Mp na miantso anay.
Contact:
038 11 628 27
037 87 134 54
033 47 075 48
034 78 535 12

Pistolet à colle bougie mora be ireto an😚MP💌 na miantso 📞Contact: 038 11 628 27                037 87 134 54            ...
18/08/2026

Pistolet à colle bougie mora be ireto an😚

MP💌 na miantso 📞
Contact: 038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

#

Fantatrao ve fa rehefa mi-dessouder composants dia pompe à dessouder sy tresse à dessouder no fampiasa?Pompe à dessouder...
13/08/2026

Fantatrao ve fa rehefa mi-dessouder composants dia pompe à dessouder sy tresse à dessouder no fampiasa?
Pompe à dessouder dia ho an'ny circuit ngezangeza tsy critique, fa raha vao miditra amin'ny asa fikarakarana amin'ny antsipiriany sy avo lenta (Smartphones, Tablettes, PC...) ianao dia tsy maintsy tresse à dessouder no ampiasainao. Izy io dia fitaovana tsy maintsy ananana ary tsy azo soloina amin'ireto tranga 4 lehibe ireto :
1- Ireo kojakoja madinika (Carte Mère, CMS) : Ny tresse ihany no fisaka sy manify tsara afaka manala ny firaka eo anelanelan'ny tongotra madinika mifanakaiky be, ka misoroka ny court-circuit.
2- Manadio ny "Pads" (Pastilles) : Mifoka ny sisa tamin'ny firaka taloha izy mba hamela faritra malama sy fisaka tsara. Tsy maintsy atao izany mba hipetraka tsara sy hifandray tsara ny kojakoja vaovao soloina (USB-C, HDMI, sns).
3- Miaro ireo "Circuits" marefo (Smartphones/PC) : Ny pompe dia miteraka dona mafy (choc mécanique) mety hanongotra ny pistes de cuivre amin'ny carte mère. Ny tresse kosa dia mifoka ny firaka am-pilaminana amin'ny alalan'ny capillarité.
4- Manadio ireo lavaka madinika (Vias) : Manala ireo firaka mitsonika tafatsofoka any anatin'ireo lavaka kely fampidirana tongotra composants izy mba hampalalaka ny lalana.
Tsy maintsy tresse à dessouder no ampiasaina raha tsy te hanimba carte mère sy composant.
Promotion izy ity ato aminay amzao: 15.000ar ny vidiny, stock limité.
Longueur : 1,5 metre.
Épaisseur : 2mm
Manao livraison rapide ary mandefa amin'ny faritra.
MP💌 na miantso
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75
Page Ma'hay électronique : ahitanao entana isankarazany ho an'ny dépannage électronique.
Abonné-o ny page-ntsika

Multimètre digital automatique 😍mora be . 😊Efa ao daholo izay option ilainao rehetra amin'ny Testeur fa tonga de araraot...
03/08/2026

Multimètre digital automatique 😍mora be . 😊

Efa ao daholo izay option ilainao rehetra amin'ny Testeur fa tonga de araraoty.
Prix en promotion: 30.000ar, stock limité⚠️.
Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra🚌.
Contact: 📞💌
034 78 535 12
033 47 075 48

Promotion TROUSSE DE DÉPANNAGE ÉLECTRONIQUE 😱😱😱Manomboka amin'ny 44.000ar dia efa mahazo. Kit de fer à souder avec multi...
31/07/2026

Promotion TROUSSE DE DÉPANNAGE ÉLECTRONIQUE 😱😱😱
Manomboka amin'ny 44.000ar dia efa mahazo.

Kit de fer à souder avec multimètre
- Fer à souder réglable 60W de 200° à 450°
- 06 tête pour fer à souder.
- Multimètre digital, ilay maneno🔊, sady misy jiro ny écran 💡.
- Etain (firaka).
- Pompe à dessouder.
- Support pour fer à souder.
- Pince brucelle + papier de nettoyage + fil + famohasana fil
- Trousse ampirimana azy rehetra 📙.

Misy pack telo samihafa, tournevis ao anatiny no mampiavaka azy telo.

Prix :✅ 44.000Ar ilay Trousse complet, tsy misy Tournevis ao anatiny.
✅ 47.000Ar ilay Trousse complet miaraka amin'ny Tournevis de précision misy lohany anakifito + pince Brucelle iray hafa
✅ 52.000Ar ilay Trousse complet miaraka amin'ny Tournevis de précision misy lohany 30isa + pince brucelle iray hafa

Fitaovana maro samihafa:
- Bobine etain: 13.000ar ny Honest 50g
- Resine(flux na pâte à souder): 10.000ar ny 80g
- 5têtes de Fer à souder en cuivre: 18.000ar
- Multimètre digital (Testeur) ngeza: 27.000ar
- Multimètre automatique : 30.000ar
Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌.

MP💌 na miantso 📞
Contact : 038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

#

👉Pack PISTOLET à SOUDER👈Ireto avy no miaraka aminy:- Fer à souder Pistolet 220V-60W.- Rouleau étain 50g- Pompe à dessoud...
21/07/2026

👉Pack PISTOLET à SOUDER👈
Ireto avy no miaraka aminy:
- Fer à souder Pistolet 220V-60W.
- Rouleau étain 50g
- Pompe à dessouder
- 02 pince brucelle

Prix mora hatrany: 40.000ar

MP💌 na miantso 📞
Contact: 038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma'Hay Électronique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category