29/10/2025
๐๐ฉ๐๐๐ข๐๐ฅ๐ข๐ญ๐ ๐๐ , misy izao any manontany fa nga misy an'izany koa๐ค? Dia eny ny valiny.
Samy manana ny maha samihafa azy ireo AI bediabe henontsika amin' izao ireo.
Misy AI maro samihafa eto amin'izao tontolo izao, saingy tsy mitovy ny tanjony sy ny fahaizany manokana. Anadao ary ange mba jeretsika hoe mba inona ary ny an'ny ChatGPT sns..., mifototra amin'ny fivoarana farany sy ny porofo avy amin'ny tsenan'ny AI (toy ny grafika eo ambany io, izay mampiseho ny fahasamihafan'ny tombontsoa ara-barotra):
๐๐ก๐๐ญ๐๐๐ (๐๐๐-๐ ๐จ๐ฉ๐๐ง๐๐):
Mpanampy ankapobeny agentic mahavita asa maro dingana ho azy (ex: manomana sakafo, mividy akora, manoratra mail). Mahaliana noho ny fahaizana mifampiresaka toy ny olona sy ny fanazaran-tena mandeha ho azy. Mampiasa web browsing sy code interpreter mivantana. 700 tapitrisa mpampiasa isan-kerinandro.
๐๐ฅ๐๐ฎ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ง๐๐ญ ๐.๐ (๐๐ง๐ญ๐ก๐ซ๐จ๐ฉ๐ข๐)
AI รฉthique sy fiarovana voalohany mampiasa "Constitutional AI" mba hanaraka fitsipika (toy ny UN Human Rights). Tena matanjaka be amin'ny resaka coding maharitra , fanadihadiana lahatsoratra lava (150 pejy), ary fanoratana tsy misy bias. Voafidy ho an'ny orinasa lehibe (42% tsena coding).
๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ข ๐.๐ ๐๐ซ๐จ (๐๐จ๐จ๐ ๐ฅ๐ ๐๐๐๐ฉ๐๐ข๐ง๐)
Multimodal tanteraka mampifandray text + feo + sary + video amin'ny fotoana iray. Mampiasa "parallel thinking" sy "thinking budget" ho an'ny olana sarotra (ex: simulation, fanadihadiana data marobe). Context window 1 tapitrisa token. Haingana, mora vidy, ary mahay reasoning toy ny olombelona.
๐๐ซ๐จ๐ค-๐ (๐ฑ๐๐ , ๐๐ฅ๐จ๐ง ๐๐ฎ๐ฌ๐ค)
AI misy wit sy tsy misy fefy mifampiresaka amin'ny fomba rebellious, tsy misy censorship. Mampiasa ny donnรฉes avy amin'ny X (Twitter) eo amin' ny resaka fampafantarana ny vaovao farany. Mahay multimodal (text + sary โ code, fanazavana). 10x amin' ny GPT-4o amin'ny matematika sy siansa izy araka ny fandinihan'ny mpikaroka ny resaka AI.
๐๐๐๐ฉ๐๐๐๐ค ๐๐ก๐๐ญ ๐๐.๐ (๐๐ข๐ ๐ก-๐
๐ฅ๐ฒ๐๐ซ , ๐๐ก๐ข๐ง๐)
Open-source(gratuit) ary vidim-piainana tsy mampino novolavolaina tamin'ny $6 tapitrisa monja (vs $100M ho an'ny GPT-4). Architecture MoE (671B parameters), mahery amin'ny coding, reasoning, NLP, computer vision. Manala ny ankizy lehibe toy ny OpenAI amin'ny fahaizana mitovy amin'ny o1.
๐๐ฐ๐๐ง๐ ๐๐๐ฑ (๐๐ฅ๐ข๐๐๐๐ ๐๐ฅ๐จ๐ฎ๐)
Multilingual (119 fiteny) sy multimodal mahay mamaky GitHub, manao grafika, na manombatombana lahatsoratra amin'ny fiteny maro. Hybrid reasoning (haingana + lalina). Noforonina tamin'ny 36 trillion tokens. Tena matanjaka ho an'ny orinasa any Asie sy iraisam-pirenena.
Dia izay ary ny mahakasika iny resaka specialitรฉ ny AI iny , mbola maro any fa tsy ho voatanisa eto daholo , raha nahaliana anao ary dia aza adino ny mi-abonnรฉes ny page ๐
๐๐๐๐๐