12/12/2025
Tene efa mivoatra ny technologie eto aminizao fotoana izao
Mba fantatrao ve fa hoe iny telephone nao iny defa afaka atao mitovy aminy olona manana ordinateur ianao , tsy mampino eee
1: Nefa de tena azo atao tsara ny manova systeme ny telephone ho lasa ordinateur ary afaka mampiasa ny zavatra rehetra misy ao aminy pc ianao ampiasaina aminy telephone.
2: Fa ny olana de tena sarotra noho ny ordinateur izy aminy telephone tena sarotra hoy aho satria nahoana iny akory tsy pc ka hitovy aminy pc de tena sarotra ary tsy ny telephone rehetra no mety aminy izany.
3: Telephpne inona mo no mety aminio , ny telephone tsy mety aloha de ny apple irery ihany ny apple de tsy mety ovaina systeme mihintsy na hatao aona aza fa raha manana ohatra samsung , realme , redmi , motorola , oppo , sns.... , dia tena mety avy hatrany , ny olana anefa raha ampiasa azy de mety hiram raha toa ka ampiasaina mafy loatra ilay izy tokony holanjalanjana zany ny fampiasana azy
4: Zay ndray aloha ny astuce aminy iny , raha mbola mila astuce maro2 ianao de aza misaraka aminay asio suivre ny page de aza adino ny mipartage ary m,invite namana hafa de atao ao aminy com's hoe