PAMMY ITY PEJY ITY DIA NATOKANA HANAMPY SY HANORO HEVITRA MOMBA NY OLANA MAHAZATRA AMIN’NY INFORMATIKA SY NY TEKNOLOJIA.

ETO IANAO DIA AFAKA MAHAZO FANAMPIANA AMIN’NY RESAKA CARTE MÉMOIRE, CLÉ USB, FORMATAGE, FAMINDRANA FICHIERS MAVESATRA, ARY FANAMARINANA NY V

Zava-dehibe fantarina rehefa manao formatage flash :Tsy tsara atao amin’ny téléphone ny formatage, indrindra raha téléph...
08/08/2026

Zava-dehibe fantarina rehefa manao formatage flash :
Tsy tsara atao amin’ny téléphone ny formatage, indrindra raha téléphone ambany RAM na version, satria moins performant izy raha oharina amin’ny ordi.
Izany no mahatonga :
– ela be ny formatage,
– mety ho tapahanao noho ianao leo miandry,
– ary ny ratsy indrindra : mety ho simba ny flash na carte raha tapahanao

Ny formatage tapaka dia mitovy amin’ny opération tapaka jiro :
tsy ho tafarina intsony ilay flash.

Raha nanampy anao ity fanazavana ity, zarao amin’ny namana fa mety ilainy,
ary aza adino ny mi-s’abonner.
Teneno ao amin’ny commentaire izay hevitrao momba azy.

Mbola misy olona tsara sitrapo ihany kay ity gasikara ity
08/08/2026

Mbola misy olona tsara sitrapo ihany kay ity gasikara ity

Fantatrao ve fa misy USB 2 Go kely fotsiny, nefa mahatafiditra film 20 ?Ary USB 16 Go lehibe indray, film 01 monja no ta...
08/08/2026

Fantatrao ve fa misy USB 2 Go kely fotsiny, nefa mahatafiditra film 20 ?
Ary USB 16 Go lehibe indray, film 01 monja no tafiditra aminy ?
Vakio hatramin’ny farany fa ho hazavaiko aminao ny Antony.
Tsy resaka flash fake akory ity fa samy mémoire réel nefa… ny iray mahazaka 20, ny iray mahazaka 1 monja. Ity no zava-miafina tian’ny mpivarotra tsy ho fantatrao.”

Rehefa miditra lalindalina kokoa isika dia izao no marina :
Tsy ny isan’ny films no mibaiko ny capacité an’ny USB, fa ny haben’ny fichier.
– Raha film 3gp 47 Mo, dia mety hiditra 20 ao anaty USB 2 Go.
– Fa raha film mazava be nalaina amin’ny torrent 13 Go eo ho eo, dia mety hahafeno USB 16 Go amin’ny 1 na 2 monja.

Izany hoe : ny kalitaon’ny film no tena manapa-kevitra, fa tsy ny isa.

Izay tiana ho lazaina dia tsotra :
Aza variana manontany hoe “mahazaka films firy ity USB ity”, fa manaova test.
Ampidiro fichier mavesatra maromaro, dia ho hitanao eo raha tena capacité réel ilay flash.

Raha vao USB 64Go miakatra hono dia tsy mandeha amin’ écran plat ? 😱Marina izany, ary izao ny fanazavana feno nefa fohy ...
07/08/2026

Raha vao USB 64Go miakatra hono dia tsy mandeha amin’ écran plat ? 😱
Marina izany, ary izao ny fanazavana feno nefa fohy vakiana.

Ny ankamaroan’ olona dia mieritreritra fa simples daholo ny USB : ampidirina → mandeha.
Fa misy zavatra tsy dia fantatrao angamba momba ny formatage no tena mahatonga an’io olana io.

🔍 1. Mety mandeha daholo ny USB… raha FAT32

Ny écran plat (TV, écran média…) dia natao hifanaraka tsara amin’ny format FAT32.
Io no format “universel” ka vakian’ny fitaovana rehetra.

❗ 2. Fa ny USB 64Go miakatra dia tsy FAT32 intsony

Ny mpanamboatra flash dia mametraka NTFS na exFAT par défaut ho an’ny USB lehibe (64Go, 128Go, sns).
Nahoana?

Satria heveriny fa hampidirinao fichier mavesatra (jeux, vidéo HD, programmes)

Ka tsy ampy intsony ny FAT32 satria tsy mahazaka fichier mihoatra ny 4Go

Noho izany dia NTFS/exFAT no apetrany ho azy.

⚠️ 3. Fa ny écran plat dia tsy mahay mamaky NTFS na exFAT

Izay no mahatonga ny USB 64Go tsy hiseho, na “unsupported”, na tsy misy reaction akory.

🛠️ 4. “Formatage Windows” tsy manome safidy FAT32

Rehefa manandrana manao format amin’ Windows ianao, dia ho hitanao:
➡️ NTFS
➡️ exFAT
… fa tsy misy FAT32 intsony.
Izany no antony tsy afaka avadika FAT32 mivantana ny USB lehibe.

Mila logiciel manokana vao afaka manova USB 64Go → FAT32 ka afaka mandeha amin’ écran plat.

💬 Efa tratran’io olana io ve ianao ?

Lazao ao amin’ny commentaire azafady fa mba ho hitako hoe firy no efa niaina an’io.

👉 Aza adino ny m’abonner ho an’ny toro-hevitra hafa
👉 Zarao amin’ny namana fa be dia be no mbola tsy mahalala an’ity

06/08/2026

JUSTE TEST VIDEO IA

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PAMMY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category