Shop Miora

Shop Miora Manakaiky sy manampy anao indrindra amin'ny fiainanao andavan'andro ny Shop Miora antsoy ☎️ ny laharana 0389319501🚚🏡

19/03/2026

Miverina ny fihainona🙏, tsara nefa mora

🌿✨ ASA-TANANA VOATENONA – KANTO SY MAHAFINARITRA ✨🌿Mitady haingo tokana sy miavaka ho an’ny tranonao sa entana azo ampia...
20/02/2026

🌿✨ ASA-TANANA VOATENONA – KANTO SY MAHAFINARITRA ✨🌿
Mitady haingo tokana sy miavaka ho an’ny tranonao sa entana azo ampiasaina isan’andro? Ireto no safidy tsara ho anao 👇
🧺 Harona misy sarony
✔ Vita amin’ny akora voajanahary
✔ Mafy sy mateza
✔ Afaka itahirizana entana (firavaka, kojakoja, zava-mamy, sns)
✔ Loko maoderina sy manintona
👜 Harona haingon-trano ahantona
✔ Endrika miavaka sy kanto
✔ Mety ho haingo rindrina

💰 Vidiny: 17 000 Ar izy roa
Contact 0389319501 ☎️
🚚 Manao livraison

Afaka mandray commande ihany koa izahay

19/02/2026
✨ Sac à main élégant – Set complet ✨Style moderne, pratique et chic 💼💖Parfait pour le travail, les sorties ou le quotidi...
07/02/2026

✨ Sac à main élégant – Set complet ✨
Style moderne, pratique et chic 💼💖
Parfait pour le travail, les sorties ou le quotidien.
👜 Contenu du set :
✔️ Sac à main
✔️ Sac bandoulière
✔️ Pochette
✔️ Porte-monnaie / accessoires assortis

💰 Prix :
👉 4 séries : 28 000 Ar
👉 6 séries : 45 000 Ar

📦 Qualité supérieure
🎁 Idéal cadeau
🚚 Livraison possible
☎️ 038 93 195 01
📩 Commandez maintenant – stock limité !

🔊 APPAREIL AUDITIF CYBER SONIC – MIVERINA NY FEON’NY FIAINANA! 🔊 Manana olana amin’ny fandrenesana ve ianao sa ny havana...
29/01/2026

🔊 APPAREIL AUDITIF CYBER SONIC – MIVERINA NY FEON’NY FIAINANA! 🔊

Manana olana amin’ny fandrenesana ve ianao sa ny havanao?
👉 Cyber Sonic no vahaolana mora, mahomby ary azo itokisana!
✅ Manamafy feo mazava – henonao tsara indray ny resaka sy ny feo manodidina
✅ Kely sy maivana – tsy mora hita rehefa ampiasaina
✅ Mora ampiasaina – ON/OFF tsotra, tsy mila réglage sarotra
✅ Mety amin’ny olon-dehibe sy zokiolona
✅ Vidiny mora raha oharina amin’ny appareil auditif hafa
💬 Aza avela ho sakana amin’ny fiainana andavanandro ny tsy fandrenesana.
🎧 Avereno ny fifandraisana, ny fahatokisan-tena, ary ny fifaliana!
📦 Efa miaraka @ pile roa be zao
📞 Antsoy na alefaso message dieny izao fa voafetra ny stock!

Prix 20, 000ar💸
Contact 0389319501
Livraison partout à Madagascar 🚛

🧸 Tapis éducatif ho an’ny ankizy 🧸Miloko tsara, manintona, sady manabe ny ankizy 👶🎨Misy sary biby mahafatifaty + marika ...
26/01/2026

🧸 Tapis éducatif ho an’ny ankizy 🧸
Miloko tsara, manintona, sady manabe ny ankizy 👶🎨
Misy sary biby mahafatifaty + marika fandrefesana haavo 📏🐻🦒🐰
✨ Tombony :
✔️ Malefaka sy confortable
✔️ Mora diovina
✔️ Azo antoka ho an’ny ankizy
✔️ Manampy amin’ny fianarana sy fivoaran’ny zaza
📐 Dimension & Vidiny :
🔹 180cm x 100cm → 35 000 Ar
🔹 180cm x 140cm → 45 000 Ar
🔹 180cm x 180cm → 55 000 Ar

🚚 Livraison disponible
📞Contact 0389319501

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Miora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share