05/05/2026
TOKONY APETRAKA AO ANATY CV DAHOLO VE NY DIPLOMES REHETRA HANANANA ?
VALINY :
TSIA
tsy voatery apetraka daholo ny diplômes rehetra ao anaty CV professionnel. Mety ho lava be ny CV , ary ny tena olana dia tsy hanan-danja
👉 Ny tena professionalisme amin’ny CV dia tsy hoe betsaka ny zavatra soratana, fa safidiana izay tena ilaina sy manan-danja.
✔️ Izao no fomba fanao matihanina :
Apetraka ny diplômes ambony indrindra (oh: Licence, BTS, Bac…)
Ampiana ireo formations utiles mifanaraka amin’ilay poste
Esorina ny :
CEPE
BEPC (raha efa manana Bac na mihoatra ianao)
Ohatra:
Raha manana :
CEPE
BEPC
Bac
Formation en informatique
➡️ Ny CV professionnel dia azo atao hoe :
Bac
Formation en informatique (Word, Excel…)
Tsy ilaina intsony ny CEPE sy BEPC satria efa “dépassé” amin’ny niveau ambony kokoa.
Inona marina no maneho ny professionnalisme ao anaty CV?
Clarté → mazava sy mora vakiana
Pertinence → mifanaraka amin’ilay asa tadiavina
Organisation → voalamina tsara (expérience, compétences, formation)
Concision → tsy be resaka, fa mahery ny contenu
Adaptation → ovaina arakaraka ny offre d’emploi
Raha fintinina:
👉 “CV professionnel = qualité > quantité”
👉 Aleo vitsy fa manan-danja sy mifanaraka tsara amin'ny offre, toy izay feno ny page fa tsy misy impact.
Mbola manamboatra CV sy LM professionnels izahay
CV sy LM mifanaraka amin'ny poste izay tadiavinao
Tsara endrika sy tsara rafitra ary mora vakiana
En PDF
Mp ary tompoko