22/07/2025
π Mpianatra ve ianao, manana olana amin'ny mise en page ny mΓ©moire-nao
π Mpiasa any amin'ny orinasa, sahirana na tsy manam-potoana amin'ny fanaovana mise en page ilaina any am-piasana
π Mpiasa tena, te hampiroborobo an'izany amin'ny fanaovana dokam-barotra isan-karazany (affiche, carte de visite sns)
Afaka manampy anao izahay ππ
Asa tsara kaliao amin'ny vidiny mirary
Koa raha mahaliana anao izany dia aza misalasala mandefa hafatra miafina ππππ na koa tonga dia miantso mivantana ny laharana π 034 59 600 65