PartaZeo

PartaZeo Partage de connexion STARLINK et vente de matériels de partage à prix très raisonnables.

🔥 Wi-Fi Zone GRATUIT. Aiza daholo ianareo tanora mpanafika Wi-Fi ireny eh ? Mifampiantsoa ao amin ny kômsa koa hoe dia a...
17/10/2025

🔥 Wi-Fi Zone GRATUIT. Aiza daholo ianareo tanora mpanafika Wi-Fi ireny eh ? Mifampiantsoa ao amin ny kômsa koa hoe dia anontanio izy hoe : Ahoana ity ? Pour Samedi 18 Oct jusqu'au Dimanche 19 Oct 18h00 😍.
Asio horakoraka be ary eh 😂 Aleo mba hasiana an'izao rangah ah, mba juste 2 jours fotsiny eh.
TOERANA : Andavamamba manerana iny làlana pavé manoloana ny PHARMACIE TSARA iny. Eo amin ny arrêt bus Andavamamba mihitsy ianareo no miala dia manontany olona, manao izay ahitànareo an io pharmacie io dia eraky ny làlana iraimanontolo iny mahazo avokoa, na mody miditra mihinanancomposé amina toerana sisindàlana manamorona iny pavé iny aza ianareo dia mahazo avokoa.
SSID : 2G_0382604403_Wi-Fi_Zone, io no anaran ilay wifi dia cliqueo. Misy Login (username sy password) izay tokony ampidirinareo ka indro omeko maimaimpoana eto izany :
Username : GRATUIT_01 jusqu'à GRATUIT_30
Password : izay username soratanao ihany no ataovy password.
Ohatra hoe username=GRATUIT_25 dia password=GRATUIT_25 ihany koa.
Nataoko mahazaka utilisateur miisa 30 ny username sy password anankiray. Raha tsy tafiditra amina username anankiray izay nandramanao ianao dia ovao fotsiny ilay nombre aorian ny GRATUIT_

Ataoko ao amin ny coms ny étapes à suivres sao sanatria misy tojo fahasahirànana.
Valiako daholo ny coms anareo.
Eh ! Mitondrà Power banque fa ny batterie anao indray no tdy aharaka eo anh 😅
Mitondrà koa chargeur fa afa micharger phone ao amin ny Mme Tojo ilay mpivarotra composé miraikitra amin ny rindrin ilay pharmacie ianao fa teneniko mialoha izy.

Ho anareo izay efa MANANA CAPTEUR sy mahay micapter ary aloha no raisiko eh.Andavamamba no misy base station.Midira Mp t...
26/09/2025

Ho anareo izay efa MANANA CAPTEUR sy mahay micapter ary aloha no raisiko eh.
Andavamamba no misy base station.
Midira Mp tompoko dia guideko fotsiny amin ny captation.
Manana tombony manokana ianareo mipetraka Andavamamba, Anosipatrana, Ambilanibe, Anatihazo, 67Ha Sud, Isotry, Ampefiloha, Anosibe, Anosy, Mahamasina, Andrefan'Ambohijanahary, Itaosy (Anosimasina, Ambanilàlana) satria AKAIKY ahy.
Places vitsy ihany no dispo amin itony partage itony anie mba hahatsara ny kalitao eh, satria voafetra ny bande passante.

Tsara raha capteur efa manana technologie Wi-Fi5 (AC), tsara raha capteur matanjaka manana gain 23dbi minimum. Haha stable tsara ilay liaison, indrindra fa amin ny fotoan ny fahavaratra vao hiavaka ny capteur matanjaka sy ny capteur faible.

Omeko ohatra ary ianareo :
- Comfast CF-E319A V2, Wi-Fi5, 26dbi
- Tenda o9, Wi-Fi5, 25dbi
- Tplink CPE710, Wi-Fi5, 23dbi
- Tenda o8, Wi-Fi5, 23dbi
- Tplink CPE610, Wi-Fi4, 23dbi

Lecon 1 : arakaraky ny gain an ilay capteur anao no hahatakarany alavitra.
Lecon 2 : pour une même intensité de signal, la vitesse en Wi-Fi5 est 7fois plus rapide que celle en Wi-Fi4

Fehiny : Mila CAPTEUR, CABLE, ROUTEUR ianao fa ny CAPTEUR no atao tsara indrindra. Any no atontony ny volanao. Ny cable sy routeur, na foza aza tsy maninona.

Atodio mankaty amin ny Arrêt bus ANDAVAMAMBA ny CAPTEURS sy findainareo izay eny amin ny terasse sy eny Andavarangana en...
22/06/2025

Atodio mankaty amin ny Arrêt bus ANDAVAMAMBA ny CAPTEURS sy findainareo izay eny amin ny terasse sy eny Andavarangana eny fa novahanay, tsy nasianay CODE aloha, MIBANAKA tanteraka ireto SSID miisa 4 ireto raha mipoitra ao amin ny findainao ao :
¤ 2.4GHz_TSISY_CODE_02_0382604403
¤ 5GHz_TSISY_CODE_02_0382604403
¤ 2.4GHz_TSISY_CODE_05_0382604403
¤ 5GHz_TSISY_CODE_02_0382604403

TSY MAINTSY hitanay ary ho voavalinay daholo ny Mp anareo rehetra fa aza manahy.
Mbola sahirana kely fotsiny fa manomana zavatra MILAY Be ho anareo. Promis !!!

Sady mpanao PARTAGE Wi-Fi 6 (ax très haut débit) isika no mpivarotra matériels amin ilay tena milay hilaina amin izany.
Mpanome torohevitra sy mampianatra koa.
Mbola ho avy ny lesona antsary sy vidéos fa mahandrasa.

Te mba hanana connexion internet STARLINK ve ianao kanefa ireto no mety ho sakana ? - Eto Tanà ianao kanefa tsy disponni...
06/06/2025

Te mba hanana connexion internet STARLINK ve ianao kanefa ireto no mety ho sakana ?
- Eto Tanà ianao kanefa tsy disponnible ilay offre résidentiel illimitée sady tsy te hiditra amin'ilay itinérance izay tsy illimitée ;
- Tsy manana budget hividianana Kit Starlink ;
- Tsy te hisakoroka amin'ilay payement par carte VISA an'ilay abonnement sady lafo lafo rahateo ny abonnement ;
- Tsy te hiasa saina be loatra amin'izay resaka installation dy ny forongony.
- Mety ho antony hafa ihany koa.

Ny manao PARTAGE Wifi Starlink aminay no mety aminao. Solution facile ho anao izany sady économique be anh.
Raha akaiky anay no misy anao dia miconnecte mivantana amin ilay wifi ny smartphones sy PC anao.
Raha alavitra anay ianao dia mila mampiasa ireto fitaovana, CAPTEUR sy CABLE ary ROUTEUR, asehonay antsary ireto ianao ka izahay ihany no manao ny installation eny antranonao. Alignement précis de nos antennes par triangulation GPS.
Ato aminay ihany no mividy matériels satria izahay maka any ampotony ka afaka manome prix très raisonnables anareo.

Antsoy ao amin ny Kômsa ny namana dia midira Mp aminay milaza ny quartier misy anao sy manontany izay mbola tsy voalazanay kanefa mahaliana anao.

Hisy LESONA maro be mikasika ity resaka PARTAGE de connexion internet WIFI Starlink ity ho zarainay tsikelikely ato amin ny pejy fa araho tsy tapaka.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PartaZeo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share