06/05/2026
⛔FAMPAHAFANTARANA⛔.. Noho ireo olana maromaro nisy tato amin'ny i-sary tatooato dia manao izao fanitsiana izao izahay mba hampirindra ny asa :
✔ Manomboka izao dia ampidirina anaty prestation ny frais de livraison an'ny asa rehetra ato aminay
✖ Tsy mandefa sary amin'ny whatsapp na afindra xender izahay fa na alainao aty na aterina ny sary sy vidéos
✔ Ampidirina anatin'ny prestation ihany koa ny raha manana fahafahana ny client ( facultatif )
✔ N'iza n'iza , na client na prestataire na photographe tsotra ka mila fiaraha-miasa aminay dia mila manaraka ny condition rehetra ato aminay mba hialàna amin'ny olana majinika surtout rehefa payement sy livraison ; misy fona taratasy hatao mba hisian'ny mangarahara
✖ ho an'ny entreprise manokana te hiara-hiasa aminay , mbola tsy manana NIF STAT aloha izahay atreto fa mbola fitaovana no voalohany aminay ka raha mila nif stat ianareo dia tena tsy afaka mamorona izahay tompoko...sao mantsy manaiky oe tsy maninona dia rehefa andoa volanay dia mila nif stat izany ....
natao izao mba hahatsata ny asa ka hisian'ny fifampitokisana
misaotra tompoko!!