04/06/2025
📢 Misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny Hazakazaka Incroyable Tour de SabNam ! 🏃♂️🏃♀️
Ndao hiara Hankalaza ny fetim-pirenena amin'ny alalan'ity lalao izay karakarain'ny Mpiandalana 123 ity ! Ndao hitety Sabotsy Namehana.
🗓 Date de la course : 25 juin 2024
⏰ Heure de départ : 8h00
📍 Lieu de départ : Juventus Sabotsy Namehana
💲Fandraisana anjara : 10 000 Ariary
🔹 Ahoana ny hatao raha hisoratra anarana?
1️⃣ En ligne : 👉 [Formulaire d'inscription](https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfyCDwD0zrgFS7njcXEeBbhl6iQX0s7KqSV9K6ahrYODZR-Cg/viewform?usp=dialog)
2️⃣ Raha an-toerana : Dia eny amin'ireo fokontany rehetra eto Sabotsy Namehana dia afaka hisoratana anarana avokoa (Ambatofotsy, Ambohidrano Tsafara, Atsahatsiresy, sns... ).
Ny tanjon'ity lalao ity Lalao ity dia :
- Fanampiana ireo skoto (Mpiandalana sampana mena Ebenezera) : Ny vola ho voahangona dia hanampia ny Mpiandalana Sampana mena
- Mampiroborobo ny fanatanjahantena sy ny fahasalamana: Fotoana iray hanangonana ny mponin’i Sabotsy Namehana sy ny manodidina ity hetsika ara-panatanjahantena ity.
- Hampisongadina ny kaominina: Hahatonga mpandray anjara avy amin’ny manodidina sy hanasongadina ny hakanton’ny faritra misy antsika.
- Hankalazana ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena amin’ny alalan’ny fanatanjahantena.
⚠️ 200 ihany ny toerana koa aza taraiky
👉 Partagez l’info et inscrivez-vous dès maintenant !
-------------------------------------------------------------
📢 Les inscriptions pour l'Incroyable Tour de SabNam sont officiellement ouvertes !🏃♂️🏃♀️
Célébrez la Fête de l’Indépendance en enfilant vos baskets !Relevez le défi de cette course mythique à travers les paysages de Sabotsy Namehana.
🗓 Date de la course : 25 juin 2024
⏰ Heure de départ : 8h00
📍 Lieu : Sabotsy Namehana
💲Tarif : 10 000 Ariary
🔹 Comment s'inscrire ?
1️⃣ En ligne : 👉 [Formulaire d'inscription](https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfyCDwD0zrgFS7njcXEeBbhl6iQX0s7KqSV9K6ahrYODZR-Cg/viewform?usp=dialog)
2️⃣ Sur place : Dans tous les Fokontany de Sabotsy Namehana(Ambatofotsy, Ambohidrano Tsarafara, sns,... ).
🏆 Médailles, lots surprises et surtout… la fierté d’avoir participé à cette édition spéciale Fête Nationale !
⚠️ Attention : Les places sont limitées, alors ne traînez pas !
👉 Partagez l’info et inscrivez-vous dès maintenant !
💬 Questions ? Envoyez-nous un message ou contactez les organisateurs.