07/05/2026
🚀💻 TE HAHAFEHY INFORMATIQUE SY BUREAUTIQUE VE IANAO ❓
📚 Misokatra izao ny fisoratana anarana !
Mianara amin’ny fomba 100% pratique ary mahazoa fahaizana tena ilaina amin’ny fianarana sy asa.
✅ HEURE AU CHOIX
✅ Fampiofanana 100% pratique
✅ Cours particulier na en groupe
✅ Mahazo attestation à la fin de formation
🎁 BONUS MAIMAIM-POANA :
📘 Support de cours gratuits
🖥 Exercices pratiques
📂 Modèles professionnels prêts à utiliser
🎓 Torohevitra sy accompagnement professionnel
📘 NIVEAU 1 :
• Dactylographie
• Word
• Excel
• PowerPoint
📗 NIVEAU 2 :
• Publisher
• Gravage
• Access
• Adobe
🎯 Hianaranao :
✔ Fanoratana documents professionnels
✔ Fanaovana tableaux sy calculs amin’ny Excel
✔ Famoronana présentation PowerPoint
✔ Fanaovana affiches sy flyers
✔ Fifehezana ireo outils bureautiques modernes
📍Toerana : Ambohipo (En face du Shop Yas)
📞 Contact : 034 23 782 60 / 032 78 933 32
⚠️ Voafetra ny toerana — Misorata anarana dieny izao !