Tah Électronique

Tah Électronique Miarahaba anao tonga eto amin'ny tah Électronique

Mini Camera de SurveillanceHo anao izay mila mini-camera discret, dia natao ho anao izy ity no sady mora ampiasaina.Comp...
03/12/2025

Mini Camera de Surveillance

Ho anao izay mila mini-camera discret, dia natao ho anao izy ity no sady mora ampiasaina.
Compatible pour Android, IOS, Windows
Resolution full HD: 2k, 1080p, 720p@ 30fp
Stokage des données exctensible jusqu'à 128Go de Carte SD
Enregitrement son et video
Batterie 300mAh
Ultra portable

Prix 60 000ar
Manao livraison Tàna, mandefa Faritra ihany koa
Tél: 038 81 395 97 / 037 75 974 42

MINI CAMÉRA 4GManampy anao amin'ny fanaraha maso à distance amin'ny halalan'ny MINI CAMÉRA 4G na aiza na aiza misy anao ...
17/09/2025

MINI CAMÉRA 4G
Manampy anao amin'ny fanaraha maso à distance amin'ny halalan'ny MINI CAMÉRA 4G na aiza na aiza misy anao (tsy mila wifi) , afaka ampiasaina ao antrano, toeram-piasana, tsena, fihompiana,...

_ Resolution : 6MP, ultra HD
_ Grand-angle : 140°
_ accès par puce (misy connexion)
_Batterie :3 000mah
_Vision Nocturne et détecteur de mouvement
_ enregistrement son et video
_Compatible avec IOS et Android
_Mazaka carte hatramin'ny 128Go

Prix 190 000ar

Manao livraison eto Tàna ary mandefa any amin'ny Faritra ihany koa izahay.

038 81 395 97

CAMERA SOLAIRE DOUBLE OBJECTIF 4G  Caméra extérieur, afaka hanarahamaso ny ivelan'ny trano sy ny manodidina na aiza na a...
02/06/2025

CAMERA SOLAIRE DOUBLE OBJECTIF 4G Caméra extérieur, afaka hanarahamaso ny ivelan'ny trano sy ny manodidina na aiza na aiza misy anao amin'ny fotoana rehetra na ihany koa toeram-piasana ( garage, atelier, tsena...)

_ Double objectif
_ Accès par puce avec connexion internet
_ Authaunomie illimité à l'énergie solaire avec batterie intégrée
_ Waterproof (Mazaka toetr'andro rehetra)
_ Audio: Mandray foe sy afaka hitenenana (afaka hiresahana)
_ Vision nocturne et détecteur de mouvement
_ extensible jusqu'à 64go carte SD (Manao enregistrement automatique)
Mora ampiasaina sy anaovana installation

Prix: 220.000Ar

Contact: 038 81 395 97, manao livraison eto Tàna ary mandefa faritra ihany koa.

SMART CAMÉRA ROTATIFS_Resolution full HD_Vision Nocturne( mahita amin'ny alina) _Détecteur de mouvement _Rotation 360° e...
19/05/2025

SMART CAMÉRA ROTATIFS

_Resolution full HD
_Vision Nocturne( mahita amin'ny alina)
_Détecteur de mouvement
_Rotation 360° et 90°
_mazaka carte SD hatramin'ny 64Go ( hanaovana enregistrement)
_afaka hifampiresahana
_ afaka mijery en direct na aiza na aiza misy anao (mampiasa wifi)

Prix 70 000ar

Tél: 038 81 395 97, manao livraison eto Antananarivo

MINI CAMÉRA WIFI A10Mini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia a...
25/04/2025

MINI CAMÉRA WIFI A10

Mini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia any lavitra aza ianao.

_Resolution : full HD, 2k, 1080p, 720p, 480p.
_Batterie : 430mAh
_Grand-angle : 150°
_Vision Nocturne
_Enregitrement son et video
_compatible avec IOS et Android
_Mahazaka carte SD hatramin'ny 64GO

Fonction :
*Tsy mampiasa wifi na connexion mijery en direct, 20 mètres ny audience (ampiasaina amin'ny tsena)
*Mampiasa wifi raha maherin'ny 20 mètres na aiza na aiza no misy anao.
*Afaka mampiasa caméra 2 na mihoatra amin'ny téléphone iray
*Afaka mampiasa carte SD ihany koa hanaovana enregistrement vidéo rehefa tsy mijery en direct

Prix: 80 000ar

Manao livraison eto Tana ary mandefa any ihany koa izahay.
Tèl : 034 24 070 31

WIFI CAMERAMini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia any lavitr...
14/04/2025

WIFI CAMERA

Mini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia any lavitra aza ianao.

_Resolution : full HD, 2k, 1080p, 720p, 480p.
_Batterie : 400mAh
_Grand-angle : 90°
_Enregitrement son et video
_compatible avec IOS et Android
_Mahazaka carte SD hatramin'ny 64Go

Fonction :
*Tsy mampiasa wifi na connexion mijery en direct, 20 mètres ny audience (ampiasaina amin'ny tsena)
*Mampiasa wifi raha maherin'ny 20 mètres na aiza na aiza no misy anao.
*Afaka mampiasa carte SD ihany koa hanaovana enregistrement vidéo rehefa tsy mijery en direct

Prix: 60 000ar

Manao livraison eto Tana ary mandefa any ihany koa izahay.
Tèl : 034 24 070 31

🔥 Smart WIFI CAMERA🔥Mini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia a...
10/04/2025

🔥 Smart WIFI CAMERA🔥

Mini caméra caché, afaka hanarahamaso ny ao an-trano, toeram-piasana, tsena, ao anaty fiara na dia any lavitra aza ianao.

_Resolution : full HD, 2k, 1080p, 720p, 480p.
_Batterie : 430mAh
_Grand-angle : 150°
_Vision Nocturne
_Enregitrement son et video
_compatible avec IOS et Android
_taille : 3,2×3,2×3cm
_Mahazaka carte SD hatramin'ny 128Go

Fonction :
*Tsy mampiasa wifi na connexion mijery en direct, 20 mètres ny audience (ampiasaina amin'ny tsena)
*Mampiasa wifi raha maherin'ny 20 mètres na aiza na aiza no misy anao.
*Afaka mampiasa caméra 2 na mihoatra amin'ny téléphone iray
*Afaka mampiasa carte SD ihany koa hanaovana enregistrement vidéo rehefa tsy mijery en direct

Prix: 100.000AR

Manao livraison eto Tana ary mandefa any ihany koa izahay.
Tèl : 034 24 070 31

🔊MINI SPEAKER ELED🔊Speaker kely afaka atao veilleuse, misy jeux de lumière Chargable   -Mode:  bluetooth                ...
03/04/2025

🔊MINI SPEAKER ELED🔊

Speaker kely afaka atao veilleuse, misy jeux de lumière Chargable

-Mode: bluetooth
Carte
Entrée Jack
-Autonomie: 5h (volume max)🔋
-Haut-parleur de puissance: 5w
✅Afaka ovaovaina ny firehetan'ny Led: veilleuse sy jeux de lumière. Miaraka amin'ny Câble chargeur

Prix: 15 000Ar

Manao livraison eto Tana ary mandefa Faritra ihany koa. Téléphone: 034 24 070 31

⚡POWER BANQUE KP-704⚡Power banque fast chargeur, maharitra ny charge, mora entina, manampy anao amin'izao fahatapahan'ny...
22/03/2025

⚡POWER BANQUE KP-704⚡

Power banque fast chargeur, maharitra ny charge, mora entina, manampy anao amin'izao fahatapahan'ny jiro lava zao ary ho anao izay mandeha matetika ka tsy misy fotoana hanapiana charge ny téléphon.

Modèle: KP704
CAPACITÉ: 20000mAh 3,7v
CELLE: Polymer Battery
Entrée: DCSV2A
Sortie: DCSV2A
Entrée rapide: DC9V2A, 5V3A
Sortie rapide: DC4.5V5A,
9V2A, 12V1.5A (MAX22.5W)
Câble type C et IOS
Entrée USB et type C

Prix 70 000ar

Manao livraison eto Tana ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Tél 038 39 414 57

CAMERA IP WIFIHo anao izay mila mini-camera discret, dia natao ho anao izy ity no sady mora ampiasaina.Compatible pour A...
18/03/2025

CAMERA IP WIFI

Ho anao izay mila mini-camera discret, dia natao ho anao izy ity no sady mora ampiasaina.
Compatible pour Android, IOS, Windows
Resolution full HD: 1080p, 720p@ 30fp
Stokage des données, mahazaka Carte SD hatramin'ny 128go
Enregitrement son et video
♻️Afaka ampiasaina amin'ny appareils misy entrée USB toy ny Power bank, Boitier........
Flexible (afaka miolana)

Prix 60 000ar
Manao livraison Tàna, mandefa Faritra ihany koa
Tél: 0383941457

PD200W                 ⚡FAST CHARGER⚡📢Ho anareo izay sahirana mitady chargeur matanjaka nefa mora amin'izao fahatapahan-...
13/03/2025

PD200W
⚡FAST CHARGER⚡
📢Ho anareo izay sahirana mitady chargeur matanjaka nefa mora amin'izao fahatapahan-jiro lava izao, ity ny vahaolana sady vetivety dia mahafeno Téléphone.
- Afaka ichargena fitaovana maro samy hafa mavesatra toin'ny : power bank, PC, Tablette, sns.......
- Amin'ilay qualité tsara( mavesatra )
- Mateza tsy mora simba
- Tsy michauffe
- Tsy manimba apparail
✳️Sortie:🔥USB to type C 50w (mamoaka: Charge Rapide)
🔥Type C to type C 200W ( mamoaka TURBO)

BOITIER+CABLE TYPE C to TYPE C (fotsy) ou
BOITIER +CABLE USB to TYPE C (mavo)
Andramo fa tsy hanenenanao ny mampiasa azy, ary ten mahafa-po tanteraka.

Prix: 30.000Ar ( tsara nefa mora)

Manao livraison Tàna, mandefa faritra ihany koa.
Tél: 038 39 414 57

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tah Électronique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share