14/02/2025
Atao inona ilay code accès hono hoy ilay olona iray ato izay?
-Takinay iny rehefa andoha ny karamanao izahay ka raha diso dia tsy mandefa ny karama izahay sao mpisoloky ka very eo ny volanao fa tsy hoe tsy misy dikany akory☑️🖐️
Afaka récupérena kosa anefa ny code accès rehefa tsy tadidy izay no ilainay ny mombamomba anao, ka rehefa maha-marina ny fanontaninay enao dia azonao ihany ny volanao na tsy tadidy ary ny code accès-nao☑️