Magasin Méfi.mdg

Magasin Méfi.mdg Vente en gros et en détail.

ANTI- DÉLESTAGE natao 40.000ar fotsiny androany ihany ny promotions natao ho fitsinjovana antsika amin'izao délestage la...
11/10/2024

ANTI- DÉLESTAGE natao 40.000ar fotsiny androany ihany ny promotions natao ho fitsinjovana antsika amin'izao délestage lava izao. LED SOLAIRE 100WATT SADY POWER BANK IZANY HOE AFAKA HICHARGENA TÉLÉPHONE rehetra , TENA MAZAVA SADY MATANJAKA BE. sao tara ho anao tsy nahazo teo aloha efa mora loatra 40.000ar. MAHARITRA be ny batterie 12000Mah be izao autonomie 7h .Afaka chargena courant, raha tsy manana jiro kosa ianao efa misy panneau io mahavita micharge azy tsara . Refiny 17,5cm * 15,5cm * 5,2cm , 5 modes /Waterproof izany hoe mahazaka rano raha sendra avy iny ny orana ka adino ny mampiditra azy tena pratique be.
Mateza an-taona maro be efa miaraka amin'ny câble sy support mora ampiasaina kely.
➖ Manao livraison Tanà/ province
Contact rapide : 038.65.301.60

50.000ar LAMPE LED AVEC VENTILATEUR ROTATIF 180°, Mora be ato aminay ihany no AHITANAO azy. 30WATT, diamètre 26cm be iza...
09/10/2024

50.000ar LAMPE LED AVEC VENTILATEUR ROTATIF 180°, Mora be ato aminay ihany no AHITANAO azy. 30WATT, diamètre 26cm be izao, matanjaka be Sady mazava tsara, tsy mandany jiro. Rivotra mitsoka be mihitsy ny ventilateur mm ny jiro mazava be. Miavaka be izy ty satria raha jiro ihany no tianao alefa na ventilateur ihany mety tsara, tsy voatery miaraka mande izany. Sady haingon-trano tena mihaja be Efa misy commande tena mora ampiasaina sady mora apetaka kely tsy atahorana milatsaka koa anefa. Ilaina be amin'izao andro mafana izao, indrindra moa nareo any amin'ny faritra aza tara manao commande fa sao tsy mahazo intsony.Tena promotion be qualité TOP be, tsy ilay mora may Kely ireny ty fa mafy tsara, 85v-265v , mande courant 220volt.
Livraison Tanà/ Province
☎️038 65 301 60

TOP CREST ORIGINAL 110.000ar fotsiny tena mora loatra 110.000AR OA NEFA ILAY DOUBLE CARAFES , ENGRENAGE VY BE AMBONY AMB...
06/10/2024

TOP CREST ORIGINAL 110.000ar fotsiny tena mora loatra 110.000AR OA NEFA ILAY DOUBLE CARAFES , ENGRENAGE VY BE AMBONY AMBANY TSY MISY HOE ATAHORANA LANY IZANY MAHARITRA TAONA MARO MIHITSY NO HIASANAO MAMPIASA AZY. TOP CREST ORIGINAL MOTEUR LEHIBE MATANJAKA BE AGAKA HIASANA 24H / 24H NATAO MORA BE PRIX D'USINE EFA PROMOTION BE TSY MIVERINA INTSONY IO PRIX IO.Matanjaka be 6500watt. 15 vitesse be izao io afaka hitotoana légumes, voamaina, indrindra moa fa hanaovana izay jus tianao atao aminy rehetra . Capacité 2 litres sy 750ml be izao maro no efa afa-po na vidiny aza efa natao mora loatra ka aza tara intsony ho anareo tsy NAHAZO TEO ALOHA. AFAKA MANAO ESSAI TSARA VAO MANDOA VOLA ENAO, vaovao sous carton accessoires moa efa complet tonga dia mampiasa.
Manao livraison Antananarivo/ mandefa faritany koa zahay, tsara tonga dia miantso avy hatrany.
Contact : 038 65 301 60

Address

67ha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Magasin Méfi.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share