Raloum Elec

Raloum Elec Réparation d'électroménagers et d'équipements électriques

12/07/2025
30/06/2025

Réparation et Maintenance de tout les Électroménagers

02/04/2025

Manao ny asa rehetra momba n'y plomberie sy n'y électricité

Miarahaba antsikaIzahay dia afaka manamboatra ireo karazana electroménagers rehetra:👉TV isankarazany👉Subwoofer👉Convertis...
11/09/2024

Miarahaba antsika
Izahay dia afaka manamboatra ireo karazana electroménagers rehetra:

👉TV isankarazany
👉Subwoofer
👉Convertisseur
👉Ampli-baffle
👉Auto radio
👉Fatana induction
👉Machine lave linge
👉Machine à café
👉Cuisinière à gaz
👉sns

Atelier: Ankadifotsy
Afaka manantona anao ihany koa zahay

☎ 033 67 337 84
☎ 034 11 176 61

💥 Food Processor na Hachoir noho namboarina teto.Tsy nety nandeha fa nisy maimbo raikina sy nitselatra tanaty motera.🙏 V...
10/09/2024

💥 Food Processor na Hachoir noho namboarina teto.
Tsy nety nandeha fa nisy maimbo raikina sy nitselatra tanaty motera.
🙏 Vita soamantsara izy zao ary miverina mandeha tsara.
🙏 Misaotra ny client t@ fahatokisana.

Mbola mandray anao foana izahay ato @ atelier Raloum raha misy olana ny fitaovana ao antranonao (batteuse, frigo, cuisinière à gaz, fatana induction, mixeur sns)
☎️ 033 67 337 84
☎️ 034 11 176 61

10/09/2024

💥💥Tongasoa eto @ atelier Raloum💥💥

Izahay dia afaka manamboatra ireo karazana electroménagers rehetra:

👉TV isankarazany
👉Subwoofer
👉Convertisseur
👉Ampli-baffle
👉Auto radio
👉Fatana induction
👉Machine lave linge
👉Machine à café
👉Cuisinière à gaz
👉sns

Atelier: Ankadifotsy
Afaka manantona anao ihany koa zahay

☎ 033 67 337 84
☎ 034 11 176 61

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
0101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raloum Elec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category