Fampianarana sy Asa eto Madagasikara

Fampianarana sy Asa eto Madagasikara CFP CLIC - Cours Informatique, Français, Anglais eto Mahajanga Mpampianatra ampy traikefa, fampianarana tsotra sady azo antoka.

COURS DU SOIR : Alatsinainy 20 Janoary 2025 / Mbola mandray mpianatra vaovao izahay amin'ny cours du jour. 🏆 CFP CLIC - ...
15/01/2025

COURS DU SOIR : Alatsinainy 20 Janoary 2025 / Mbola mandray mpianatra vaovao izahay amin'ny cours du jour.

🏆 CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇

💵 DIPLÔME INTERNATIONAL
💵 AGRÉE PAR L'ÉTAT

FIANARANA :
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 INFORMATIQUE 💻
📌 Formation en CALL CENTER 📞
WIFI GRATUIT ho an'ny rehetra ✔️

👉 Mbola mandray mpianatra vaovao izahay amin'izao.
👉 Tsy mila diplaoma na fahaizana manokana ny miditra ho mpianatra vaovao ato amin'ny CLIC
👉 Manasa anao hisoratra anarana dieny izao fa tena voafetra ny toerana 🏃

🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)

📞 034 55 555 34 / 032 77 966 93 / 033 67 555 55

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇         AGRÉE PAR L'ÉTAT 💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥 FIANARANA :  📌 FRANÇAIS 🇨🇵📌 AN...
15/06/2024

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
AGRÉE PAR L'ÉTAT

💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥

FIANARANA :
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 INFORMATIQUE 💻

Misy FIANARANA ho an'ny:
_ Universitaire
_ Débutant
_ Zaza 5 - 11 Taona
_ COURS DU SOIR
_ COURS DE VACANCES

Manasa anao hisoratra anarana dieny izao fa tena voafetra ny toerana 🏃

🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)

📞034 55 555 34

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇         AGRÉE PAR L'ÉTAT 💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥 FIANARANA :  📌 FRANÇAIS 🇨🇵📌 AN...
07/06/2024

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
AGRÉE PAR L'ÉTAT

💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥

FIANARANA :
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 INFORMATIQUE 💻

FIDIRANA:
Informatique : mandray mpianatra vaovao isan'andro izahay satria ordinateur iray isaky ny Mpianatra

Français, Anglais
Misy cours spécial :
_ Étudiant ( Universitaire + niveau terminal) Lundi 05 Août 2024
_ Débutant (08 Juillet 2024, 2 Mois)
_ COURS DU SOIR ( 10 Juin 2024)
_ Zaza 5 - 11 Taona (08 Juillet 2024, 2 Mois)
_ Cours de vacances (08 Juillet 2024, 2 Mois)

Manasa anao hisoratra anarana alohan'ny fidirana fa tena voafetra ny toerana 🏃

🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)

📞034 55 555 34

11/02/2024
RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.Ireo tokony ho fantatra :🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone 📱1...
18/12/2023

RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.
Ireo tokony ho fantatra :

🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone 📱

1- DIENY IZAO :

- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.

- Misy an'io avokoa ny téléphone rehetra 📱

Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)

- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..

2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:

a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]

b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto

Votre nom:_________________________

Adresse:___________________________

Modèle de ttéléphone ______________

Objet:______________________________

Dernier utilisé No. :_________________

E-mail pour la communication: _____

Date manquée: ____________________

Numéro IMEI: _____________________

c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io téléphone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''

d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny téléphone nao.

Zarao amin'ny hafa .

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇FIANARANA : INFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAIS MAHOMBY SY AZO ANTOKA Anisany mahafinaritra ny Mpiana...
25/10/2023

🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇

FIANARANA : INFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAIS MAHOMBY SY AZO ANTOKA

Anisany mahafinaritra ny Mpianatra ato amin'ny CLIC ny fianarana Multi-services. Fampiharana avy hatrany no atao ary samy mandray anjara daholo ny rehetra.

Ireto avy no ianarana amin'izany: saisie , photocopie, impression, scan, reliure, gravage, plastification ,sary Tapaka sy lava, ...

Amin'izao vanimpotoana izao dia tena ilaina ny fahaizana ny Informatique, toy ny:
✔️ INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
✔️ MULTI-SERVICES
✔️ INTERNET
✔️ MAINTENANCE ET RÉSEAUX

Mampianatra ireo taranja ireo ny ato amin'ny CLIC ary INGÉNIEUR EN INFORMATIQUE mihintsy no Mpampianatra , ampy traikefa tanteraka

Ary misy Vazaha européen ny Mpampianatra ny Français sy Anglais ka azo antoka tsara ny fampianarana.

Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( amoron-dalana, akaikin'ny baobab Tsaramandroso)

Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34

" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"

COURS DU SOIR - MAHAJANGAINFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAISFidirana : Alatsinainy 02 Octobre 2023Marihina fa io no fidirana...
28/09/2023

COURS DU SOIR - MAHAJANGA
INFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAIS

Fidirana : Alatsinainy 02 Octobre 2023

Marihina fa io no fidirana farany amin'ny COURS DU SOIR 2023.

Mbola mandray Mpianatra vaovao isan'andro izahay amin'ny COURS DU JOUR Mandritra ny volana Octobre 2023

Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34

" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"

Manomboka apitso Alatsinainy ny cours du soir : 06 ora - 08 ora alinaInformatique : Alatsinainy, Talata, AlakamisyFrança...
24/09/2023

Manomboka apitso Alatsinainy ny cours du soir : 06 ora - 08 ora alina

Informatique : Alatsinainy, Talata, Alakamisy

Français : Alatsinainy, Talata, Alarobia

Anglais : Alakamisy, Zoma, Sabotsy

Vonjivonjeo fa tena voafetra ny toerana 🏃

Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34

" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"

Miarahaba ireo afaka BACC rehetraHanomboka izao ny fidirana manaraka hoan'ny sampam-piofanana:   ✅ Fianarana misokatra h...
21/08/2023

Miarahaba ireo afaka BACC rehetra
Hanomboka izao ny fidirana manaraka hoan'ny sampam-piofanana:




✅ Fianarana misokatra hoan'ny rehetra
✅ Ivotoeram-piofanana aram-panjakana, ela nilomanosana t@ sehatran'ny fampianarana; fitaovana manaram-penitra, manaraka toetr'andro,...
✅ Aza misalasala manantona an'i fa ho afapo tanteraka ianao.
✅ Mahazo certificat aorian'ny fiofanana.
✅Voafetra ny toerana 🪑.

CFP CLIC - MAHAJANGAFAMOAHANA ANDIAN'NY MPIANATRA : "RAITRA" 2023
13/08/2023

CFP CLIC - MAHAJANGA
FAMOAHANA ANDIAN'NY MPIANATRA : "RAITRA" 2023

Address

Mahajanga
Antananarivo
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampianarana sy Asa eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share