17/04/2026
Tamin ny dinika natao tao Antsahavola ny 3 aprily 2026, niresaka fanitarana ny fiaraha-miasa amin alalan ny tetikasa vaovao ny MEDD sy ny Onudi. Anisan izany ny tetikasa Ville Durable any Toamasina, mikendry ny fananganana tanàna maharitra. Mahery be ny fanantenana entin ity fiaraha-miasa ity! 😊🏙️