Orange

Orange Orange Madagascar: services Télécom, Internet, Mobile Banking. Orange Digital Center
Orange Solidarité Madagascar.

07/08/2026

Brand new song : La page de Tefi x Bob Tobias Officiel (alias Liva Armontana x Ernest Kabosy)

🔥🔥🔥

🎉📚 Io ary fa mivaly ny BACC! 😅🎓👀 Jereo aingana ny valiny fa maika anao ny vacances e!! 🌴☀️📩 Alefaso amin'ny 601 ny matri...
07/08/2026

🎉📚 Io ary fa mivaly ny BACC! 😅🎓

👀 Jereo aingana ny valiny fa maika anao ny vacances e!! 🌴☀️

📩 Alefaso amin'ny 601 ny matricule complet-nao.
💰 Saran'ny SMS : 900 Ariary.

ℹ️ Marihina fa miankina amin'ny faritra tsirairay ny fotoana hivoahan'ny valim-panadinana.

⏳ Raha efa nandefa SMS tany amin'ny 601 ianao nefa mbola tsy nahazo valiny satria tsy mbola nivoaka ny an'ny faritra misy anao, aza mandefa SMS fanindroany. Halefa ho azy aminao ny valiny raha vao mivoaka izany. ✅

💬 Ho hitanao tsikelikely ao amin'ny commentaires ny lisitry ny faritra izay efa namoaka ny valiny.

Mankahery antsika rehetra eo am-piandrasana ary e, mirary soa! 🤞🍀✨

07/08/2026

Alefaaaa La page de Tefi x Bob Tobias Officiel 🔥🧡

😂 Samy manana an'ilay cousin na cousine kely mpangataka crédit iny daholo isika rehefa vacances e ? Hiresahana amin'ny n...
07/08/2026

😂 Samy manana an'ilay cousin na cousine kely mpangataka crédit iny daholo isika rehefa vacances e ? Hiresahana amin'ny namany hono!📱😅
Fotoana izany izao angatahana crédit amin'ilay zoky na havana any an-dafy o !

🎁 Araraoty àry fa raha mahavoaray crédit manomboka amin'ny 3 € avy amin'ireo akaiky anao avy any Etazonia, Eoropa ary Canada ianao manomboka androany 7 Aogositra ka hatramin'ny 10 Aogositra dia mahazo kadoa 100% avy hatrany! 🤩

💶 Raha maharay 3 € ianao ➡️ 🎉 mahazo kadoa 3 € fanampiny !

📞 Afaka ampiasaina hiantsoana ny laharana Orange rehetra ilay kadoa, ary manan-kery 7 andro. ⏳

📲 Ao amin'ny https://maxit.orange.com no ahafahana mividy sy mandefa ilay crédit. 🌍

🚀 Aza tara fa voafetra ihany ny fotoana hisitrahana ny kadoa anh! 🧡

05/08/2026

🔥 Tena hoe "j’adore beaucoup" mihitsy ity bon plan vacances ity, hoy La page de Tefi izay! 😍🌴
🤯 1Go lasa 15Go miaraka amin'ny Be 30 000!

Tsy misy resaka be fa Promo hatramin’ny 12 Aogositra ihany, ao anaty horonantsary ny mombamomba ny tolotra 😉.

🥰Satria tianay be ianareo dia nataonay 8 andro be izao ity Promo be ity amin’izao vacances izao🌴. 🔥 Tena marina ity fa t...
05/08/2026

🥰Satria tianay be ianareo dia nataonay 8 andro be izao ity Promo be ity amin’izao vacances izao🌴.
🔥 Tena marina ity fa tsy blague ann!
1Go lasa 15Go 🤯📲

Ilay Be 30 000 fampiasanareo iny, tsy miova ny vidiny fa 30 000 Ariary foana 💸✨ nefa mahazo :
📞 30 000 Ariary hiantsoana tambajotra rehetra
🌍 10 min hiantsoana any an-dafy
💬 400 SMS mankany amin’ny numéro Orange
📶 Internet 15Go (raha 1Go izy teo aloha), mandam be mihitsy hoaaa 😍

Tonga dia masaka tsara ny vacances amin’ity! ☀️🏖️ Misy hiantsoana la famille, hi-connectiavana milalalala be sy hijerena film tsara amin’izao vacances izao 😎.

Ny admin ato efa tsy andry izay hijerena Spider-Man rahalina 🕷️🍿 sady hanararaotra hanao appel video fa amour à distance 🤭

Vidio ao amin’ny :
📱 App OM na #144 #
🌐 123.orange.mg na #123
📲 Super App Max it
☎️ Na antsoy ny 224*30*3

⏰ Efa nataonay hatramin’ny 12 Aogositra ary izy io ann, tandremo indray sao tara!

🔎 Fomba fijerena ny bonus :
- Midira ao amin’ny 123.orange.mg > Info conso > Bonus
na
- Midira ao amin’ny #321 # > 1 > 2 > Bonus
na
- Raha ao amin’ny Max it dia midira ao amin’ny Ma Ligne > Info Conso > Voir tout

Misy promo be anie hoa ny finday sy smartphones ao amin’i Orange amin’izao fialan-tsasatra izao e 😍🏖️!Sady mbola mahazo ...
03/08/2026

Misy promo be anie hoa ny finday sy smartphones ao amin’i Orange amin’izao fialan-tsasatra izao e 😍🏖️!

Sady mbola mahazo kadoa koa miaraka aminy:
📱 Ipro A9 Mini: 29.900 Ariary + 🎁kadoa Be 500
📱 Itel 5609: 56.000 Ariary + 🎁kadoa Be 500
📱 Itel A50: 365.000 Ariary + 🎁kadoa dongle chocolate + data 2Go mandritra ny 3 volana

😍 Iza amin’ireo no tianao hiaraka aminao mandritra ny vacances?
Eny amin’ny boutiques Orange ary ny fotoana eee 😉! Hatramin’ny 31 Aogositra ihany io sao tara eo ann!

03/08/2026

Vacances masaka be miaraka amin’i Orange! 🌴☀️

Ho avy indray ny fotoanan’ny fialan-tsasatra! 😎 Iza no mbola tsy manana finday na smartphone hahafahana mizara ireo fotoana mamy sy manangona fahatsiarovana miaraka amin’ny fianakaviana sy namana? 📸🧡

👀 Aty ary ny maso fa misy bons plans be hoentin’i Orange ho anao amin’izao vacances izao:
📱 Finday manomboka amin’ny 29.000 Ar
📲 Smartphone manomboka amin’ny 151.900 Ar toy ny Juno Max, Itel sns

🎁 Tsy izay ihany anefa! Mbola misy kadoa antso na data miaraka aminy, milay an?

Tongava haingana ary eny amin’ny botika Orange fa hatramin’ny 31 Aogositra ihany no ahafahanao manararaotra ireo promo be ireo ann! 🔥

🎉✨ Tontosa soa aman-tsara tao amin'ny Centre Androranga - Toamasina ny hetsika  , ny 31 Jolay sy 01 Aogositra! 💙🌐🤩 Nandr...
01/08/2026

🎉✨ Tontosa soa aman-tsara tao amin'ny Centre Androranga - Toamasina ny hetsika , ny 31 Jolay sy 01 Aogositra! 💙🌐

🤩 Nandritra ireo andro roa ireo, afaka nianatra sady niala voly ireo ankizy nandray anjara, ary nahazo lesona manan-danja momba ny fampiasana ny aterineto am-pitandremana sy am-pilaminana 🔒📱

⚽👏 Arahabaina ihany koa ny ekipa nahazo ny amboara tamin'ny fifaninanana baolina kitra. 🏆

💬 Ary ianareo kosa, inona no lesona na torohevitra nahaliana anareo indrindra teto amin'ny pejy nandritra ity herinandro natokana ho an'ny ity?

Zarao aminay ao anaty fanehoan-kevitra! 👇💙

01/08/2026

La finale 🔥🧡

Address

"La Tour" Ankorondrano
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Orange posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share