04/03/2026
ELA ELA TSY HITA! MALAHELO ZAHAY FA TSY NETY VOAVAHA NY OLANA MIFANDRAY AMIN'NY COMPTE ADMIN KA TSY VOAVALY INTSONY NY MP🥹
ATO AMIN'ITY PAGE TOKANA ITY ISIKA MANOMBOKA IZAO Kalitao. Mobile
Téléphone Original, azo antoka, tsara kalitao, Natao teste tsara no ho hita ao, ka aza misalasala manantona MP fa ho raisinay tsara foana ianao😊
Misy kilalao azahoana crédit sy vola koa ao ka araho tsy tapaka ny pejy😉👌
ANDAO ARY HO ANY DAHOLO DIA HI-ABONNER ARY NI-INVITÉ NY NAMANA REHETRA!
Merci pour votre compréhension 🙏
Ny Admin iany♥️