It-Info

It-Info Formations professionnelles
Conseils, Partages, diverses Astuces
Prestation de services informatique

IT-INFO Information Training-Informatics : FORMATION - SERVICES

Mampanofa vidéo projecteur izahay. Vonona hanome fahafaham-po anao amin'ny : ▶️ Soutenance ▶️ Évènement familial▶️ Confé...
18/02/2025

Mampanofa vidéo projecteur izahay. Vonona hanome fahafaham-po anao amin'ny :
▶️ Soutenance
▶️ Évènement familial
▶️ Conférence
▶️ Séminaire
▶️ Projection film...
🏷️40 000 Ar/journée
MP💬 na miantso ny 📞038 73 962 40

CURRICULUM VITAE NA CVEfa nentina teto ny fomba fandrafetana LETTRE DE MOTIVATION fa izao indray dia ny mahakasika ny CV...
28/08/2024

CURRICULUM VITAE NA CV

Efa nentina teto ny fomba fandrafetana LETTRE DE MOTIVATION fa izao indray dia ny mahakasika ny CV no ho zaraina aminao.

🔷 INONA AVY IREO TOKONY HO HITA RAHA HANANGANA "CURRICULUM VITAE"?

👉 Mialohan'ny hamaliana ny fanontaniana, andao fantarina aloa hoe inona no atao hoe " CURRICULUM VITAE "?
✔️ Ny " CURRICULUM VITAE NA CV " azo adika hoe taratasy milaza ny antsimpirihany mahakasika ny tena.

FANAMARIHANA : NY CV HATSANGANA DIA TOKONY HIFANARAKA AMIN' NY ASA HO ATAO.
Ohatra : Raha momban'ny varotra ilay tolotrasa, dia izay traikefanao mahakasika izay no tokony misogadina ao, fa tsy ny fahaizanao mandrafitra na mamboly izay tsy misy hifandraisany amin'ny varotra. Afaka atao ao anaty CV ireny fa tsy voatery tantaraina amin'ny antsipiriany.

👉 IRETO AVY NY TOKONY HO HITA RAHA HANANGANA " CV " :

1- PROFIL =
Ny mombamomba anao izay manoratra ny taratasy. ( Anarana feno, Daty sy toerana nahaterahana, Ny momba anao : mpitovo, manam-bady, manan-janaka..., adiresy, laharana finday, adiresy mailaka)
MIFANILA AMIN'NY PROFIL NY SARY

2- POSTE RECHERHÉ = Ny asa tadiavinao

3- COMPÉTENCES =
- COMPÉTENCES GÉNÉRALES : Traikefa efa hain'ny rehetra amin'ny ankapobeny.
- LANGUES : Fiteny malagasy, fiteny vahiny voafehinao
- COMPÉTENCES SPÉCIFIQUES : Traikefa anao manokana mifanaraka amin'ilay asa ho atao.
- CARACTÈRE : Ny toetra hanananao tena ilaina amin'ilay asa.

4- EXPÉRIENCES PROFESSIONNELLES = Ireo asa efa nataonao.
Atao mazava tsara ny (Fotoana - Asa natao - Orinasa niasana - Toerana)

Rehefa mandahatra azy dia izay asa natao farany no soratana mialoha.
Ohatra : 2022-2024 :...
2021-2022 :...
2018-2021 :...

5- FORMATIONS = Ireo fiofanana efa nataonao.
Atao mazava tsara ny (Fotoana - Ny ofana natao - Anaran'ny toeram-piofanana - Toerana)
Izay fiofanana natao farany no soratana mialoha.

6- DIVERS =
NY FIALAMBOLY : fanatanjahan-tena, mozika...
Ny MAMPIAVAKA ANAO : ohatra : mahay mikabary, mahay mitondra fiara...

27/08/2024

Cours informatique à domicile
Ho antsika eto Antananarivo
Tél : 038 73 962 40

(Tohiny...) 8- DEMANDE DE RENDEZ-VOUS = Tsy tena ara-bakiteny izy ity hoe mangataka fihaonana fa asehonao ao anatin'ny t...
24/08/2024

(Tohiny...)

8- DEMANDE DE RENDEZ-VOUS = Tsy tena ara-bakiteny izy ity hoe mangataka fihaonana fa asehonao ao anatin'ny taratasy fa raha mila fanazavana misimisy kokoa mahakasika izay voalaza ny mpampiasa dia sitraka indrindra ny fihaonana, izay ilay hoe ENTRETIEN mba ahafahanao mandresy lahatra ny mpampiasa hoe ianao ilay olona tadiavina amin'ilay tolotr'asa.

9- FORMULE DE POLITESSE = Fehezanteny mamarana ny taratasy izay maneho marim-panajana ilay olona hanoratana.

10- L'EXPÉDITEUR-SINATURE = Anaranao feno miampy ny sonianao eo ambany.

☝️😍 Izay no azo natolotra, izahay dia mirary anao hahita fahombiazana!



🎤Inona no azo ifampizarana IT-INFO?🎤Tena misy, ary mino izahay fa betsaka ianareo no mila ity fizarana ity.Ankoatran'ny ...
24/08/2024

🎤Inona no azo ifampizarana IT-INFO?

🎤Tena misy, ary mino izahay fa betsaka ianareo no mila ity fizarana ity.
Ankoatran'ny CV na Curriculum Vitae dia ilaina ihany koa ny Lettre de motivation rehefa mitady asa, stage na hanohy fianarana ny olona iray.

🔷 INONA AVY IREO TOKONY HO HITA RAHA HANDRAFITRA "LETTRE DE MOTIVATION"?

👉 Mialohan'ny hamaliana ny fanontaniana, andao fantarina aloa hoe inona no atao hoe " LETTRE DE MOTIVATION "?
✔️ Ny " LETTRE DE MOTIVATION " azo adika hoe taratasim-pahavononana, izay maneho ny hetaheta sy ny fahavononan'ny olona iray hanao ilay asa. Tena misy lanjany eo amin'ny mpampiasa ny votoatin'io taratasim-pahavononana io ary miantoka ny tohin'ny fifantenana na ny ho dinika aorian'izay.

👉 IRETO AVY NY TOKONY HO HITA RAHA HANDRAFITRA " LETTRE DE MOTIVATION " :

1- LES COORDONNÉES DE L'EXPÉDITEUR =
Ny mombamomba anao izay manoratra ny taratasy. ( Anarana feno, adiresy, laharana finday, adiresy mailaka)

2- LE LIEU, LA DATE = Ny toerana misy anao amin'ny fotoana hanoratana sy ny daty nanoratana ny taratasy

3- LES COORDONNÉES DU DESTINATAIRE =
Ny mombamomba ilay handefasana ny taratasy (Departemanta ivantanan'ny taratasy, anaran'ny orinasa, adiresy)

4- OBJET = Ny anton'ny taratasy :
Fitadiavana asa, stage, fanohizana fianarana...

5- LA PERSONNE À QUI EST DESTINÉE LA LETTRE = Ilay olona handefasana taratasy (Madame/Monsieur,)

6- RAPPEL DU DÉTAIL DE L'OFFRE D'EMPLOI = Fanamafisana hoe momban'ny inona ilay tolotr'asa nahaliana anao ka nahatonga anao handefa ny mombamomba anao any amin'ilay orinasa.

7- PRÉSENTATION DE VOS PARCOURS, VOS QUALITÉS ET VOS EXPÉRIENCES PROFESSIONNELLES = Inona no zavatra efa nataonao, ny asa, ny fianarana, inona no toetra tsara, ny traikefa hanananao mifandraika amin'ilay tolotr'asa.

(Mbola hitohy...)

Miarahaba ô! Izahay dia mampanofa Video Projecteur : - Formation- Soutenance - Séminaire- Projection film...30 000 Ar : ...
23/08/2024

Miarahaba ô!
Izahay dia mampanofa Video Projecteur :
- Formation
- Soutenance
- Séminaire
- Projection film...
30 000 Ar : demi-journée
50 000 Ar/jour
Contact : 038 73 962 40

⚙️ 🖥️ FORMATION EN MAINTENANCE INFORMATIQUE📆 SPÉCIALE SAMEDI 📶 8 scéances. Hianarana amin'izany : ✔️Hardware : Matériel✔...
22/08/2024

⚙️ 🖥️ FORMATION EN MAINTENANCE INFORMATIQUE
📆 SPÉCIALE SAMEDI
📶 8 scéances.

Hianarana amin'izany :
✔️Hardware : Matériel
✔️Software : Logiciel

📎 Misoratà anarana dieny izao fa raha vao feno ny toerana dia manomboka avy hatrany ny fiofanana.
Tél : 038 73 962 40 - 032 58 961 71
Adresse : IT-INFO Ambonisoa Itaosy ampitan'ny Centre Fiscal

21/08/2024

Rehefa misafidy Ordinateur, inona ny zavatra tena manan-danja indrindra fantatrao?

✅Tsara foana isika liam-pivoarana, averina hatrany mba ho voafehintsika tsara Hohazavaina aminao eto indray ny maha sami...
20/08/2024

✅Tsara foana isika liam-pivoarana, averina hatrany mba ho voafehintsika tsara

Hohazavaina aminao eto indray ny maha samihafa ny « Format JPEG » sy ny « Format PNG »
« Format » mitovitovy ireo ka matetika isika no mametra-panontaniana hoe rehefa inona no atao « JPEG » ary rehefa inona no tokony atao « PNG » ny « format ».
Eo ihany koa ny « Format PDF » sy ny « Format TIFF » izay misy « fonction » mitovitovy.

👉Ity fafana ity no mamintina ny momba izay voalaza rehetra izay.

▶️Manomboka izao izany dia efa fantatsika izay « format » mifanaraka amin’ny asa ataontsika.
Aza adino ny mi-j'aime ny page sy mi-invité ny amis

🔎Information Training - Informatics fantatra amin'ny anarana hoe IT-INFO.😍 Indro ary fampahafantarana mahakasika izany I...
17/08/2024

🔎Information Training - Informatics fantatra amin'ny anarana hoe IT-INFO.
😍 Indro ary fampahafantarana mahakasika izany IT-INFO izany.

💬RESAKA INFORMATIQUE🖥️⌨️✅Efa betsaka ireo olona misehatra amin'io taranja io. ▶️Manampy amin'ny famitàna ny fianarana, M...
16/08/2024

💬RESAKA INFORMATIQUE🖥️⌨️
✅Efa betsaka ireo olona misehatra amin'io taranja io.

▶️Manampy amin'ny famitàna ny fianarana, Mampivelatra kokoa raha eo amin'ny arak'asa

▶️Mety amin'ny karazana asa rehetra

▶️Ho an'ireo izay mbola tsy an'asa, lalana iray hahitana asa ny fahafehezana ny informatique

☝️FEHINY: TENA ILAINA NY FIANARANA INFORMATIQUE



🔎 Access est un des logiciels composant la suite Office de Microsoft. Il est de type SGBDR, c'est-à-dire un Système de G...
14/08/2024

🔎 Access est un des logiciels composant la suite Office de Microsoft. Il est de type SGBDR, c'est-à-dire un Système de Gestion de Bases de Données Relationnelles.

👉Il permet de stocker et afficher des données reliées entre elles. Chaque base de données créée sur Access peut être composée de tables, de requêtes, de formulaires et sous-formulaires, d'états et sous-états, et de macros.

👉 Ce logiciel peut être utilisé dans de nombreux cas :
✔️pour la création des devis et factures d'un prestataire,
✔️la gestion d'un stock d'un magasin,
✔️pour le suivi de votre budget et de vos finances,
✔️pour la gestion d'un planning de rendez-vous,...
__________________________________________

☝️Il est à la portée de tout le monde d’apprendre plus vite et efficacement.
💭 Mais comment ?

☝️IT-INFO vous propose une formation sur ce domaine.
🔹Module Bureautique : SGBD ACCESS
🔹Inscription ouverte.
🔹Tél : 038 73 962 40 / 032 58 961 71
🔹Lieu : IT-INFO Ambonisoa Itaosy en face du Centre Fiscal.

Address

Ambonisoa Itaosy (En Face Du Centre Fiscal B Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261345357640

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when It-Info posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to It-Info:

Share