Infomiël

Infomiël 🐝 Infomiël | Innover • Créer • Former.

VAO ² MAHAFANTATRA 🥳✨Infomiël est maintenant en partenariat avec Julioh 🔥.Fa iza moa i Julioh 🤔 ?Julioh dia Entrepreneur...
24/09/2026

VAO ² MAHAFANTATRA 🥳✨

Infomiël est maintenant en partenariat avec Julioh 🔥.

Fa iza moa i Julioh 🤔 ?
Julioh dia Entrepreneur, izany hoe olona mampivelatra activité ary mizara opportunités de Travail en ligne sy formations ho an'ireo mitady fidiram-bola amin'ny Internet 💵✨.
Ao amin'ny compte professionnel-ny izy, no mizara fomba sy tetika ahafahana mahazo vola amin'ny alalan'ny Travail en ligne izy ary izany gratuite 💫.
Efa misy Travail en ligne maro nozarainy izao ao ...

Misy ao ihany koa ny fanazavana momba ny Travail en ligne, Cryptomonnaies, Portefeuille Électronique, sy ireo zavatra ilaina ho fantatra rehefa miditra amin'ity sehatra ity isika 🔥.

Ary izao dia misy koa ny Formation Chatting Pro, ho an'ireo izay te hiasa amin'ny sehatra Chatting 🔥.
Ny karama rehefa manao Chatting moa dia 1 000 000 Aπ isam-bolana minimum 💵💫.

Eny, i Julioh no nikarakara ilay Formation Chatting Pro izay nozaraina teto amintsika androany.
Raha te hanao an'ilay formation isika dia afaka mandefa Mp direct any amin'i Julioh 🤝.
Ity indray dia formation payante izy io fa tsy gratuite ❗.

👉 Lien-n'ny compte-ny : Julioh Stk

🤝 PARTENARIAT
Ary ho anareo izay te hiara-hanao partenariat aminay, afaka mandefa MP ato amin’ny pejy ihany koa ✨.
Du moment fa mifandray amin’ny Informatique ilay partenariat ary mahasoa an’olona 🤝🥰.

Bonne soirée à tous 🌌.

24/09/2026

+ 2 000 000 Ar en 1 mois, nefa miasa en Télétravail 🥳💵. Eny, azo atao tsara izany !
👇 Jerevo ny ao @ commentaires 💬 âne e ...

24/09/2026

ASA EN TÉLÉTRAVAIL, AFAKA AHAZOANA + 1 000 000 Ar ISAM-BOLANA 💵🥰.
👇 Ao @ commentaires 💬 ny informations rehetra ...

Aleo ny sary no miteny e 😇🔥.Raha te ahazo otran'izao koa isika dia  👇...🥳 Manaova formation en salle ato aminay e.Rahamp...
18/09/2026

Aleo ny sary no miteny e 😇🔥.

Raha te ahazo otran'izao koa isika dia 👇...

🥳 Manaova formation en salle ato aminay e.
Rahampitso Asabotsy sy amin’ny herinandro ambony izao dia efa hatoronay ao anatin’ny formation ny fomba ahazoana an'izao @ alalan'ny IA, Dev ary Freelance ☺️.
Mazava oazy fa misy asa atao vao mahazo an'izao a, fa tsy hoe azo azo par magie io 😹 !

Tsy izay irery ihany anefa no ho ampianarina antsika fa zavatra maro hafa koa, tena mahasoa antsika ❤️🥰.
👇 Ny programme de formation dia ao @ commentaires ...

Ny inscription amin’ilay formation en salle rahampitso moa dia efa tapitra tamin'ny ry.
Fa ho an'izay te hanao ilay formation en salle amin’ny herinandro ambony, dia mbola misokatra izao ny inscription.

VOAFETRA HATRANY NY TOERANA ❗

Ka raha te hanao an'ilay formation
manaraka eo isika, aza miandry ela 😊.
Tonga dia manaova Inscription !
Afaka mandefa Mp direct ato amin'ny
pejy isika rehefa hanao an'izany 🤝 ...

💳 Frais de formation : 160 000 Ar
À envoyer par Mvola ✅ ...
Oui, efa natao mora be ny frais de
formation mba fifanampiana antsika ❤️🥰.

ATTESTATION DE FORMATION 📜

Amin’ny fiafaran’ny formation dia hahazo attestation de formation hatrany ny panao formation rehetra 🎉✨.
Afaka ampidirina ao amin’ny CV sy Portfolio izany, mba hampisehoana amin’ny recruteur na client fa efa nanaraka formation ianao ary nampivelatra compétences tao anatin’ireo domaines ireo ...

Bonne soirée à tous 🌌❤️.
Infomiël — Innover • Créer • Former 🐝✨

MITADY ASA VE ISIKA 🤔💵 ?Ka nefa tsy mahita mihitsy 😓...🥳 Manaova formation en salle ato aminay ary e !Rahampitso Asabots...
18/09/2026

MITADY ASA VE ISIKA 🤔💵 ?
Ka nefa tsy mahita mihitsy 😓...

🥳 Manaova formation en salle ato aminay ary e !
Rahampitso Asabotsy sy amin’ny herinandro ambony izao dia efa hatoronay ao anatin’ny formation ny fomba fitadiavana asa ☺️.
Na en Local na en Télétravail, arakaraka izay opportunités misy sy mety amintsika ...

Tsy izay irery ihany anefa no ho ampianarina antsika fa zavatra maro hafa koa, tena mahasoa antsika ❤️🥰.
👉 Ny programme de formation dia efa hita ao amin’ny sary etsy ambany ...

Ny inscription amin’ilay formation en salle rahampitso moa dia efa tapitra tamin'ny ry.
Fa ho an'izay te hanao ilay formation en salle amin’ny herinandro ambony, dia mbola misokatra izao ny inscription.

VOAFETRA HATRANY NY TOERANA ❗

Ka raha te hanao an'ilay formation
manaraka eo isika, aza miandry ela 😊.
Tonga dia manaova Inscription !
Afaka mandefa Mp direct ato amin'ny
pejy isika rehefa hanao an'izany 🤝 ...

💳 Frais de formation : 160 000 Ar
À envoyer par Mvola ✅ ...
Oui, efa natao mora be ny frais de
formation mba fifanampiana antsika ❤️🥰.

ATTESTATION DE FORMATION 📜

Amin’ny fiafaran’ny formation dia hahazo attestation de formation hatrany ny panao formation rehetra 🎉✨.
Afaka ampidirina ao amin’ny CV sy Portfolio izany, mba hampisehoana amin’ny recruteur na client fa efa nanaraka formation ianao ary nampivelatra compétences tao anatin’ireo domaines ireo ...

Mazotoa dahalo 🌇.
Infomiël — Innover • Créer • Former 🐝✨

FORMATION EN SALLE MANARAKA 🥳🎓.Ho an'ireo tara tamin'ny fisoratana anarana amin'ny ilay formation professionnelle en Num...
17/09/2026

FORMATION EN SALLE MANARAKA 🥳🎓.

Ho an'ireo tara tamin'ny fisoratana anarana amin'ny ilay formation professionnelle en Numérique, IA & Insertion professionnelle, aza matahotra 😊.
Tsy tapitra eo ny formation 🥳 !

Amin'ny semaine ambony, dia mbola
hisy indray ny formation en salle 🏢✨.
Ny formation manaraka dia ...
🎓 FORMATION PROFESSIONNELLE EN IA, DÉVELOPPEMENT FULL STACK & FREELANCE

AU PROGRAMME 📚

Module 1 — Intelligence Artificielle 🤖
Utiliser l’IA pour apprendre, développer et travailler.
Module 2 — Développement Full Stack 🧑‍💻
Créer une plateforme web ou un logiciel avec frontend, backend et base de données.
Module 3 — Projet & Mise en ligne 🌐
Réaliser un projet complet et le déployer en ligne.
Module 4 — Freelance & Clients 🚀
Trouver des clients, proposer ses services et obtenir des projets.

OBJECTIF DE LA FORMATION 🎯

Hampianatra anareo hampiasa ny IA, hamorona plateformes web na logiciels, hanatanteraka sy hampakatra an-tserasera ny tetikasanareo, ary avy eo hitady opportunités professionnelles sy hanolotra ny services-nareo amin’ny freelance 🔥✨.
Izany hoe, hanoro anareo ny fomba hahitana opportunités amin’ny sehatry ny Développement, ary hanampy anareo hanomboka ny parcours-nareo amin’ny maha-Développeur(se) 👩‍💻.

VOAFETRA HATRANY NY TOERANA ❗

Ka raha te hanao an'ilay formation
manaraka eo isika, aza miandry ela 😊.
Tonga dia manaova Inscription !
Afaka mandefa Mp direct ato amin'ny
pejy isika rehefa hanao an'izany 🤝 ...

💳 Frais de formation : 160 000 Ar
À envoyer par Mvola ✅ ...
Oui, efa natao mora be ny frais de
formation mba fifanampiana antsika ❤️🥰.

ATTESTATION DE FORMATION 📜

Amin’ny fiafaran’ny formation dia hahazo attestation de formation hatrany ny panao formation rehetra 🎉✨.
Afaka ampidirina ao amin’ny CV sy Portfolio izany, mba hampisehoana amin’ny recruteur na client fa efa nanaraka formation ianao ary nampivelatra compétences tao anatin’ireo domaines ireo ...

Mazotoa dahalo 🌇.
Infomiël — Innover • Créer • Former 🐝✨

Efa mivoatra mihintsy ny pi-dev amn'izao 🤣😹Respect e !
16/09/2026

Efa mivoatra mihintsy ny pi-dev amn'izao 🤣😹
Respect e !

Anareo sipa kosa e 😂 !Tany am-boalohany: « Efa manambady aho, lol 😂 »Fa raha vao fantatrareo hoe Développeur efa miasa i...
13/09/2026

Anareo sipa kosa e 😂 !

Tany am-boalohany: « Efa manambady aho, lol 😂 »
Fa raha vao fantatrareo hoe Développeur efa miasa izahay, dia miova tampoka ny algorithme-n’ny fitiavanareo 🥹😹

Aleo milamina e ...

Currently developing a web platform specially designed for you all 👩‍💻🌌 …Mety inona ary ilay izy amintsika? 🤔Izay mahava...
13/09/2026

Currently developing a web platform
specially designed for you all 👩‍💻🌌 …

Mety inona ary ilay izy amintsika? 🤔
Izay mahavaly ny marina dia hahazo cadeau
avy aminay rehefa mivoaka ilay plateforme 🚀 ...

Ny zavatra azo ambara aloha dia izao : plateforme web izy io, natao indrindra hanampiana antsika sy hanamora zavatra maro amin’ny fiainantsika andavanandro 😊.

Ka inona ary no eritreritrareo ? 👀
Aza misalasala mametraka ny hevitrareo ao amin’ny commentaire 💬 !

Bonne soirée à tous 🌌.

12/09/2026

IREO ASA AZO ATAO REHEFA
MAHAY INFORMATIQUE 👩‍💻🔥 !

IZAY LIANA AMIN’NY IRAY AMIN’IREO ASA VOALAZA AO DIA ABONNEO NY PEJY ❤️ ...
FA HATORONAY ATO NY FOMBA FITADIAVANA AZY TSY HO ELA 💻🔥 !

Bonne soirée à tous 😚🌌.

Address

..
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infomiël posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share