PRO NET STORE MADA

PRO NET STORE MADA 👉 Pro Net Store Mada | Expert Réseau & WiFi
🛜 Matériels réseau • Fibre • WiFi • LAN
🔧 Vente • Installation • Configuration

  🔥 Mety amin'ny STARLINK, Fibre YAS ary BOX maro hafa misy connexion Ethernet— DISPONIBLE EN STOCK !Mitady câble réseau...
11/09/2026





🔥 Mety amin'ny STARLINK, Fibre YAS ary BOX maro hafa misy connexion Ethernet— DISPONIBLE EN STOCK !

Mitady câble réseau matanjaka, blindé ary natao ho an'ny installation extérieure ve ianao ?

👉 Ity CAT 7 SFTP OUTDOOR BLINDÉ ity dia natao ho an'ireo installations izay mitaky câble réseau fiable sy maharitra, na intérieur na extérieur. 💯

🛡️ CAT 7 SFTP — DOUBLE BLINDAGE
🌧️ OUTDOOR / WATERPROOF
🌡️ Résistant aux variations de température
📡 Protection renforcée contre les perturbations électromagnétiques
💪 Câble robuste, adapté aux installations réseau exigeantes.

💰 Prix : 3 800 Ar / mètre

👉 Connecteur RJ45 Catégorie 7 Blindé
💰 Prix : 3 000 Ar / Pièce.
👉 Capuche Rj45
💰 Prix : 1000 Ar / Pièce

📦 STOCK DISPONIBLE

Idéal pour :
🏠 Maison
🏢 Bureau & entreprise
📹 Caméra IP
🌐 Réseau informatique
📡 Liaison réseau extérieure
🛠️ Installation professionnelle

💡 Conseil : Raha installation extérieure, passage amin'ny toerana mando, na câble mandeha lavidavitra, tsara kokoa ny misafidy câble OUTDOOR BLINDÉ natao hiarovana kokoa ny liaison réseau.

🛵 LIVRAISON À DOMICILE 👉 À partir de 3 000 Ar ihany.
👉 Afaka Tonga Dia apetakay ny lohany(connecteur) tsy mandoha vola intsony ianao raha ato aminay no mividy câble. Ary testena tsara alohany anomezana azy anao.
Afaka mideplace any aminao ihany koa mametaka Lohany raha efa misy câble ianao.

📍 Behoririka – Akaikin'ny Tsena Kaominina (Tecno)

📞 038 770 0677 — WhatsApp
📞 037 770 0677 — WhatsApp

💬 Mila quantité betsaka sa mila fanazavana momba ny installation-nao ? 👉 Alefaso MP na antsoy izahay, dia hanampy anao hisafidy ny solution mifanaraka amin'ny besoin-nao.

🔥 CAT 7 SFTP OUTDOOR BLINDÉ
👉 Ho an'ny réseau mila protection, robustesse ary fiabilité.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRO NET STORE MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category