Vente Électroménager de tatie Si

Vente Électroménager de tatie Si ⓅⓇⓄⒹⓊⒾⓉ ⒺⓉ ⓈⒺⓇⓋⒾⒸE
Appareil électroménager et électronique. Hanontanio izay ilaina : 0389827797

Tonga sahady ny lohataona 🌾 Promotion be 🎉Salama daholo nareo an , Efa manomboka mangatsika Zao ny andro ,✅ Bouilloire é...
23/04/2026

Tonga sahady ny lohataona 🌾 Promotion be 🎉
Salama daholo nareo an , Efa manomboka mangatsika Zao ny andro ,
✅ Bouilloire électrique en inox 2l avec doublure, misy thermostat (Maty rehefa mangotraka ny rano , vétivety dia mafana ny rano
Prix :25.000ar
✅ Réchaud électrique Spiral, 5 vitesse izy an, zakan'ny jiro mora tsara , matevina tsara Sady mafy , vétivety dia masaka na sakafo, (Ny charbon Zao efa miha-lafo)
Prix: simple feu ,25.000ar double feu ; 47.000ar
📞: 0389979856 , manao livraison zahay 🤗😊
Toerana : Magasin "tsena alakamisy anosy" Box 150
Aza misalasala aza, fa mahafa-pasahiranana ireo, misy entana maro hafa koa izay ilainao momban'ny lakozia an , aza misalasala manontany ,

Promotion bé ity 🎊✨Miarahaba antsika rehetra ary faly manolotra anareo an'ireto entana essentielle @ fihainana andavan'a...
28/01/2026

Promotion bé ity 🎊✨

Miarahaba antsika rehetra ary faly manolotra anareo an'ireto entana essentielle @ fihainana andavan'andro ireto:

♻️ Bouilloire " SKARLETT " en inox avec doublure, 1 mn dia mafana ny rano ary Maty rehefa mangotraka be ny rano ( mitsitsy courant bé)
Prix : 25.000ar .
♻️ Fatana courant simple feu , avec régulateur, 1,2,3,4,5 ( manala fasahiranana, ny charbon Zao efa niakatra n'y vidiny 🤭)
♻️ Moulin à café ou soja, voanjo, Sakay sns , matanjaka bé, Sady Tonga de mivadika vovony bé vétivety ny café, ( vita Japan )
♻️ Mini rice cooker 🍚 ( multi fonctions)
2 vitesse , satria de afaka Mahandro vary no afaka handrahoina laoka , afaka hanaovana cuisson à vapeur. Mahavita vary 2 kp mahery .

Aza misalasala ary manao commande na récupéré à 🔍 Tsena alakamisy anosy (Box 150 Ddc ) , manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra 📦🛵

📞 : 038 99 798 56 ,

Address

Analamanga
Antananarivo
101

Telephone

+261344643148

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente Électroménager de tatie Si posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vente Électroménager de tatie Si:

Shortcuts

Share