28/10/2024
Piratage Facebook.
Zareo a, mora de mora ny fanaovana piratage amin'izao.( Mora aminy mahay azy an😉)
Kanefa zao mora de mora ihany koa ny mampitombo ny sécurisation ny compte mba tsy ho tratrany pirtage ny comptenao.
Étape 1 [ Mots de passe ]
Aza atao misy hifandraisana aminy informations personnel nao ny mots de passe ohatra date anniversaire, numéro phone, pseudo, sns....
Ny mots de passe dia tokony ho misy:
Majuscule,Minuscule,Symbole,Chiffre
Ohatra : Mrt@12+V
Étape 2 [ Texto ]
Activeo ny texto ary ampifandraiso aminy numéro mobile nao ny comptenao. Raha misy miditra na mikasa hiditra ny comptenao dia maharay sms avy aminy méta ianao
Étape 3 [ Authentification à deux facteurs ]
Tsara marihina fa ity Authentification a deux facteurs ity dia mila mi-activer ny texto io ianao fa raha tsy izany mantsy dia tsy haharay sms mihintsy ianao.
Izy ity mantsy dia tsy tafiditra ao aminy compte-nao ny olona iray na ianao raha tsy mampiditra ny code de confirmation omeny facebook ianao.
Étape 4 [ Verrouillage profil ]
Ity ity indray dia hahatonga ny profil nao tsy ho hitany olona hafa ankoatrany amie nao. Ary tsy ho mety capturena ny profil nao.
Raha ohatra manahirana anareo ny fanaovana an'ireo rehetra ireo dia lazao ao amin'ny commentaire fa ataon-tsika aminy vidéo.
Raha mila fanazavana fanampiny na te hifampiresaka aminay dia aza misalasala mandefa hafatra