Cami-SHOP

Cami-SHOP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cami-SHOP, Computer Company, Antananarivo.

Salama daoly oo ☺️Promotion be indray no atolotra anao amin’ny zao  saint valentin izao 🌹❤️Nataoko ho any couple ny mail...
13/02/2026

Salama daoly oo ☺️
Promotion be indray no atolotra anao amin’ny zao saint valentin izao 🌹❤️
Nataoko ho any couple ny maillot jamïque 💛💚
- 25% fihenam-bidy ka aza tara ary oo 😊🥰

N.B : aza adino suivre page tsika 😍
Cami-SHOP

🌹OFFRE POUR SAINT VALENTIN 🌹  -Prix mirary hatrany ☺️  -Qualité amin’ilay tsara fona no atolotra anareo 🤟  - Aza misalas...
11/02/2026

🌹OFFRE POUR SAINT VALENTIN 🌹

-Prix mirary hatrany ☺️
-Qualité amin’ilay tsara fona no atolotra anareo 🤟
- Aza misalasala miditra hafatra miafina na 0374833062

N.B: Aza adino suivre page Cami-SHOP

Mbola ts tapitra promotion antsika aza misalasala miditra hafatra miafiana ☺️🤟Na koa miantso 0374833062 📱Aza adino suive...
06/02/2026

Mbola ts tapitra promotion antsika aza misalasala miditra hafatra miafiana ☺️🤟
Na koa miantso 0374833062 📱

Aza adino suive page an ☺️

PROMOTION MAILLOT :À partir de 25000ar à 30000ar 🥰❤️Aza adino suivre page tsika 🤟💸
05/02/2026

PROMOTION MAILLOT :
À partir de 25000ar à 30000ar 🥰❤️

Aza adino suivre page tsika 🤟💸

Bonsoir la famille 🤟Ireto ny article tsika :     Barça 🩷   Mardid 🤍Amin’ilay qualité Mibika daoly ☺️Afaka ho any couple ...
02/02/2026

Bonsoir la famille 🤟
Ireto ny article tsika :
Barça 🩷
Mardid 🤍
Amin’ilay qualité Mibika daoly ☺️
Afaka ho any couple koa amin’izay fevrièr izao❤️

Aza misalasala mandefa MP na 0374833062
Mandefa aminy faritra koa izay oo🥰

N.B : Aza adino suivre page tsika an 🤟💸

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cami-SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share