21/04/2025
Tratry ny Paka dôldôly eu!!
souvenir! souvenir!! re zao e!
m'tsangatsana de mpipika sary etsy sy eroa eu!!!
fenoy fahatsiarovana ary ny album fa zahay manasa ny sarinao atao tsara beu otrin'lay glasy teo iny, amin'ny format 10*15
fa afaka ataontsika @ endriny mahafatifaty koely a!!
tongava azany ato aminay knou!!!
ho afa-po ise!!!
Aris Cyber Ivandry 🥳🥳🥳🥳🥳🖨🖨🖨🖨