High tech sold

High tech sold Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from High tech sold, Antananarivo.

Hey
04/10/2024

Hey

29/08/2024
📢🔊 ENTANA VAOVAO BE 🔊📢⛏MIARAKA @ VIDINY MORA BE⛏☑Tonga ihany ilay niandrasana🥰☑Eny oa 😀tonga eto  ireo POWER BANK matanj...
28/08/2024

📢🔊 ENTANA VAOVAO BE 🔊📢

⛏MIARAKA @ VIDINY MORA BE⛏

☑Tonga ihany ilay niandrasana🥰
☑Eny oa 😀tonga eto ireo POWER BANK matanjaka be , Charge rapide ,Original be🚩
☑Misy garentie

Power bank recrsi 20000mAh
-Misy cable 3 miraikitra aminy:
✔type A
✔type C
✔lightning
-22.5 W
-Original 20000mAh
-Charge rapide
💰Prix:75000ar
Power bank Madabat 60000mAh
-Misy sortie USB 3
-60000mAh
-charge rapide
-model SL89
💰Prix:35000ar

Tsotra de tsotra ny fanjifana
✉Mandefa laharana ao @ pejy ianao
✉Miaraka @ toerana anaterana azy😀
✉Na ianao tonga dia miantso mivantana ☎
➡Aza adino fa manao livraison izahay mandefa faritra ihany kou a⬅
Tel:0385090293
0321896148
Whatsapp:0385090293

Namomana ny tsara indrindra ho anareo🥰Arao akaiky ny pejy a
27/08/2024

Namomana ny tsara indrindra ho anareo🥰
Arao akaiky ny pejy a

〓〓 Tonga ity ilay niandrasana〓〓〓 VAKIO TSARA FA METY AMINAO ITY〓Anisan'ny maro  olona tia finday avo lenta i Madagascar〓...
12/04/2024

〓〓 Tonga ity ilay niandrasana〓〓
〓 VAKIO TSARA FA METY AMINAO ITY〓

Anisan'ny maro olona tia finday avo lenta i Madagascar〓mino aho fa tia ihany kou ianao io e😅
Maro amitsika no mitady ny tsara indrindra 〓
Misy ireo leo fa sendra ny hosoka foana rehefa nitady〓
Ts mahazaka izay tia atao ilay finday〓
Manana vahaolana @'izany olana rehetra izany izahay 〓Ity ary ilay finday tsara tareha be 📱fa disponible ato aminay e〓

Xiaomi_Redmi 13C
✅Android 13
✅Batterie :5000mAh
✅Processeur:Mediatek hélio G89 octa-core(ity no mahavaha ny olana @ fahazakana action mavesatra oh: milalao PUBG.....)
✅Charge rapide dans 19 min 18W
✅Camera:📌arriere 50mp +8(triple AI) hanisan'ny hatsarana mahafam-po raha ny sary
📌avant 8mp
✅Ecran:6,74
Ity no tena mahaliana anao indrindra 😊
📍 RAM:📎6 go
📍MÉMOIRE:128Go
💵PRIX:600000ar
📍RAM:📎8Go
📍MEMOIRE:256Go
💵PRIX:680000ar
Ny commande dia natao en ligne ihany ary Gratuit rah toa ianao ka centre ville😅
Mandefa any faritra rehetra ihany kou izahay😊
Manasa anao ary hanao ny commande ao @ direct sur MP na miantso any hatrany ny laharana mipetraka etsy ambany😍
"Tsara ny manana ny tsara😊😬"
Tel:0321896148

📢📢BIG PROMOTION😅📢📢Mahasoa anao ity,efa ela no niandrasanay anao andao😁nahareha izahay hoe mitady vahaolana @ ity jiro ta...
03/04/2024

📢📢BIG PROMOTION😅📢📢
Mahasoa anao ity,efa ela no niandrasanay anao andao😁nahareha izahay hoe mitady vahaolana @ ity jiro tapaka lava ity ho ianao,mila fanampina herinaratra mandritra NY tontolo andro😁
Natao ho anao indrindra NY tolotra😊
Ireto ary ny vokatra POWER BANK itel matanjaka be
👉STAR 200c👈
📌 AUTONOMIE : 20000mAh
📌OUI😊Charge rapide
📌 INPUT:type C
📌 OUTPUT:4 en 1
📍 USB type A
📍USB type C
📍lightning
📍micro-USB
💵PRIX:75000ar
👉STAR 100c👈
📌AUTONOMIE:10000mAh
📌charge rapide ihany
📌efa miaraka @ chargeur
💵PRIX:55000ar
👉ORIGINAL DAHOLO NY ENTANA ATO AMINAY👈
📢Aza tara ary manao NY commandenao ao @ Directeur sur MP na miantso avy hatrany NY laharana 😁
24h/24h disponible afaka manao commande
TEL:0321896148

Nouveau produit
03/04/2024

Nouveau produit

👀hey!😊Nahaheno aho hoe:➡Mora simba hono ny speaker anao?➡Mitady speaker anaovana karaoké hono ianao?➡Voa mba efa manana ...
04/01/2024

👀hey!😊Nahaheno aho hoe:
➡Mora simba hono ny speaker anao?
➡Mitady speaker anaovana karaoké hono ianao?
➡Voa mba efa manana misy micro indray de ts mandeha le izy😥
👉Natao ho anao indrindra ny tolotra👈
:wireless speaker
:KTS-1512
:8-12h sur musique
:15,4×12,2×23,3 cm
memory support (SD\USB):32GB
news sous carton

PRIX : 55000ar
Natao hanamorana ny fiainanao indrindra no anto-pisianay😁
Aingana ary manao commande ao @ Direct sur MP ou contacté direct le numéro😅
Manao livraison manerana ny nosy izahay 👷🏿manodidina ny 3000ar eo
Tel:0321896148

30/12/2023

EFA VONONA TSARA DAHOLO VE HITSENA AN'NY MONSIEUR 2024

📢📣 La vente promotion 📣Efa ela no niandrasanay anao andalo😊Naheno izahay hoe ➡mitady ilay speaker tena mahafam-po sady t...
23/12/2023

📢📣 La vente promotion 📣
Efa ela no niandrasanay anao andalo😊Naheno izahay hoe ➡mitady ilay speaker tena mahafam-po sady tsara hono ianao😊👉Ato aminay misy an'ilay izy👈
✔️Ny tena mampiavaka azy ity dia ny fananany feo miavaka satria ambony be ny bass 🤗
✔️Mahavita manafana fetim-pianakaviana izy satria tena maneno🔥
✔️Manala ny fahanginana ao an-tokatranonao
🔑 référence :XM520 pro
🔑autonomie :8 heures
🔑duré de vie :3 ans
🔈🔉🔊tongava aingana manao commande ao @ directeur sur MP na miantso avy hatrany ny laharana etsy Albany😀😊
💲PRIX:60000ar fixe
❎Mandefa entana en gros ihany kou izahay hanao izay mbola hivarotra
😁Manao livraison manerana ny nosy izahay 😁n'aiza n'aiza misy anao🤗
Tel:0321896148
"Ny fahaizana manaiky no ahaizana mibaiko😉"

🔈🔉🔊promption noely🔈🔉🔊  salama jiaby😁 ho avy ity ny fety ,tena efa akaiky mitsy😅 te hitady programme tsara be ve ianao?az...
08/12/2023

🔈🔉🔊promption noely🔈🔉🔊
salama jiaby😁 ho avy ity ny fety ,tena efa akaiky mitsy😅 te hitady programme tsara be ve ianao?aza mitady alavitra fa miaraha mifaly sy mikorana mankalaza ny fety ao an-tokatrano miaraka @ ankizy e😃 mampifandray bebe kokoa anao sy ny ankizy ny fananao fotoana miavaka miaraka aminy😉
➡️angidim-by kely
➡️efa manidina mihitsy
➡️misy commande miaraka aminy
➡️afaka chargena tsara kou izy
➡️batterie miaritra tsara
inona tsony ary sisa no andrasana🍿
⚔️midira mp avy hatrany manao commande na miantso mivantana ny laharana etsy ambany
vidiny(prix):30000ar fotsin😁
contact:0321896148

📢📢 PROMOTION📢📢Etsy kely anie e! Ho avy zao ity ny fety ,manan promotion be ho anao izahay😁 mitady finday tsra ve ianao?R...
24/11/2023

📢📢 PROMOTION📢📢
Etsy kely anie e! Ho avy zao ity ny fety ,manan promotion be ho anao izahay😁 mitady finday tsra ve ianao?
Redmi note 4
RAM 4G
Stockage 64G
Version 6
Batterie matanjaka tsara
Mahazo kadoa écouteur sans fils iray daholo izay manjifa rehetra(ilay efa mety atao power bank)
Araraoty ary fa mandalo ny tolotra😄
Midira mp avy hatrany manao commande à
Manao livraison manerana ny nosy izahay
Prix:150.000ar
Tel:0321896148

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when High tech sold posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share