13/08/2026
🔥OMENA ANAO NY SAFIDY ARY E!☺✨
☘Ny Pro 6S dia écouteur tsy misy tariby (Bluetooth) izay dika mitovy amin'ny AirPods. Ampiasaina matetika rehefa mianjaika na rehefa hanao fanatanjahantena mba tsy ho gaboraraka tariby.
☘Ny NST S2 kosa dia écouteur misy tariby (Jack 3.5mm) izay malaza be amin'ny tsenan'ny finday eto amintsika satria manana feo midoboka tsara (bass) nefa misy aimant (magnet) koa eo amin'ny lohany mba tsy hikorisa rehefa apetraka amin'ny tendany.
Alefaso anaty commentaire ary ilay safidinao🥰