18/08/2026
Ity indray ary ny arrivage vaovao be ato aminay an, araraoty fa tena natao mora izy ty
Projecteur solaire 600W be izao, nefa de 90.000Ar monja raha tokony ho 120.000Ar
Tena natao mora fa araraoty an!!!
Mombamomba azy
● Jiro mandeha @ herin'ny masoandro, tsy mila JIRAMA intsony
● IP67 mahazaka ny toetr'andro rehetra misy eto
● Maharitra: 50.000h d'utilisation na 5taona eo ho eo
● Miharitra: Autonomie 12h permanent
●Azo ampiasaina na anatiny na ivelan'ny trano io,
● Mazava tsara: 120m² de couverture
Accessoire complet foana an,
• Vis
• Support
• Telecommande
Vaovao sous carton ihany koa
Aza misalasala manao commande fa vitsy kely ihany ny stock an
Manao livraison sy mandefa faritra,
037 78 870 67
033 59 359 42