I-konekta Wifi-Zone

I-konekta Wifi-Zone I-konekta Wifi-Zone
๐ŸŽฏAmbohidahy
https://maps.app.goo.gl/z4djyXZ99jyR4RAH8

Aza adino fa azonao atao manjifa film zay tianao ato aminay โ˜บ๏ธโ€Žโ€Ž๐Ÿ“บ๐…๐ข๐ฅ๐ฆ ๐จ๐ฎ ๐ƒ.๐€ : 400 Ariary ou 3/1 000 Ariaryโ€Ž๐ŸŽฅ๐’๐žฬ๐ซ๐ข๐ž : 1 ...
30/07/2026

Aza adino fa azonao atao manjifa film zay tianao ato aminay โ˜บ๏ธ
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“บ๐…๐ข๐ฅ๐ฆ ๐จ๐ฎ ๐ƒ.๐€ : 400 Ariary ou 3/1 000 Ariary
โ€Ž๐ŸŽฅ๐’๐žฬ๐ซ๐ข๐ž : 1 000 ou 1 500 Ariary par Saison
โ€Ž๐ŸŽฌ๐ƒ๐ซ๐š๐ฆ๐š : 1 000 ou 1 500 Ariary par Saison
โ€Ž๐Ÿ“ฝ๏ธ๐€๐ง๐ข๐ฆ๐žฬ : 1 000 ou 1 500 Ariary par Saison
โ€Ž๐Ÿ“น๐๐จ๐ฏ๐ž๐ฅ๐š๐ฌ : 5 000 Ariary par Titre

Tongava maka ny anjaranao ๐Ÿฅฐ
Toerana: akaikin'ny bassin ambohidahy

Aza mandeha lavitra intsony ๐Ÿ˜‰tongava raha i-konekta sy ikarakara taratasy sy karazany fa raisinay ampitsikiny ๐Ÿฅฐmisokatra...
29/07/2026

Aza mandeha lavitra intsony ๐Ÿ˜‰

tongava raha i-konekta sy ikarakara taratasy sy karazany fa raisinay ampitsikiny ๐Ÿฅฐ

misokatra manomboka amin'ny 8 ora toerana

24/07/2026

Bar any aminareo koa nga mikatona fa feno olona miresaka ao anatiny ๐Ÿคฃ

arak'izany dia misokatra foana isika anio sy rapitso ary mandrakizay fa seza hipetraranareo fotsiny novaina mainty aloha...
23/07/2026

arak'izany dia misokatra foana isika anio sy rapitso ary mandrakizay fa seza hipetraranareo fotsiny novaina mainty aloha ๐Ÿ˜‰

raha i-konekta/photocopie/impression/scan/sary tapaka

ao daholy izany

tongava e ๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š

13/06/2026

Misokatra ho antsika rehetra na lahy na vavy na rangahy na ramatoa na ankizy ny i-konekta anio ah....

๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

raha mitondra robe otran'io makato aminay androany enao dia mahazo ticket premium tontolon'andro ๐Ÿคฃ๐Ÿ”ฅlazao ry ampela amin'...
29/04/2026

raha mitondra robe otran'io makato aminay androany enao dia mahazo ticket premium tontolon'andro ๐Ÿคฃ๐Ÿ”ฅ

lazao ry ampela amin'ny tanana ao haingana ๐Ÿ˜
abonneo page ntsika iny aza adino

26/04/2026

ho ataontsika 500 Ar ny 1Go rapitso
poins be izany ah ๐Ÿ˜‰

firy sy firy pronostic nareo๐Ÿ˜‰ny admin manao hoe 3 sy 0 afaka barรงa ๐Ÿ˜partageo dia zay mahita score omena ticket gratuit k...
14/04/2026

firy sy firy pronostic nareo๐Ÿ˜‰

ny admin manao hoe 3 sy 0 afaka barรงa ๐Ÿ˜

partageo dia zay mahita score omena ticket gratuit katramin'ny final LDC ๐Ÿ™Œ๐Ÿ˜

abonneo fotsiny page ๐Ÿ‘‡
https://www.facebook.com/profile.php?id=61587674506880

efa raikitra anie ilay  offre spรฉciale samedi ๐Ÿ˜‰
11/04/2026

efa raikitra anie ilay offre spรฉciale samedi ๐Ÿ˜‰

Address

Ankadindramamy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-konekta Wifi-Zone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share