14/09/2019
misaotra betsaka antsika reetra izay namaly ny antso androany fa nafinaritra. Tena tsapa fa tena efa misy ny finiavana amintsika tsirairay, na teo ary ny fanokanana ny"show room"vaovao, itondra fanantenana ho antsika teny feno fankasitrahana nataony directeur ny groupe. Misy sary kely ireto teny @ fety. Fa alefa manaraka eo ihany sary futsal androany