25/06/2024
Liana te ahay an izany boost page sy publicité izany vé ianao? Manana page sy mpivarotra en ligne ary te ianao ihany no hibooster ny page-nao? Izay indrindra no hanolorako anao ny fampianarana boost page izay ataontsika en ligne, tsy mijanona tsika raha tsy efa mahay ianao, arahina vidéo amin'ny fiteny malagasy mazava tsara.
Mba afahanao manao boost avy atrany rehefa mahay ianao dia hanokafana carte visa virtuel ihny koa.
Ny formation en ligne dia 8.000ariary suivie sy vidéo miampy carte visa virtuel.
Tsara marihana fa efa ao anaty vidéo daholo ny fampianarana rehetra.
Raha mahaliana anao ary izany dia midira hafatra miafina (message privé) fa vonona ny handray anao izahay tompoko.