30/05/2026
Coucou... tsy mbola tara raha izao vao hijery cadeau fête des mères an!!❤️🥰🔥⚜️
Aza manaiky ry Maman isany a❤️Na Rondro ianao na tsy Rondro dia ho livrenay maraina any aminao ny sac anao demain😂🫠❤️🎁🥰🌸⭐
Ao ambany ao ny post teo aloha ahitana ny sary tsirairay💋