Ravoniaina Nekena

Ravoniaina Nekena Vente et reparation iPhone. Piece neuf de haute qualité. Montage gratuit.

19/12/2025
19/12/2025
16/12/2025
☝🏻Astuce du jour ☝🏻Rehefa misy ady dia tsara kokoa ny iPhone no amaharana ny hatezerana fa tsy ilay olona no ratraina, I...
19/09/2025

☝🏻Astuce du jour ☝🏻
Rehefa misy ady dia tsara kokoa ny iPhone no amaharana ny hatezerana fa tsy ilay olona no ratraina,
Ilay olona mety anahirana mandrapahafatiny raha misy fahasarotana fa ny iphone entinao aty aminay amboarina:
Raha misy olana iPhone anao: simba ecran, olana batterie, maty wifi, olana camera, vaky dos, maty haute parleur, olana circuit de charge, manao court-circuit…
Toerana misy ny atelier anay eo faravohitra

Contact 0388670121, 0329185751, whatsapp: http://wa.me/261388670121

Tonga dia soloina ve ny iPhone & Android raha 👉🏻maty an-drano?👉🏻chargena dia tsy velona?👉🏻Natao diagnostique dia hoe mat...
26/05/2025

Tonga dia soloina ve ny iPhone & Android raha
👉🏻maty an-drano?
👉🏻chargena dia tsy velona?
👉🏻Natao diagnostique dia hoe maty mere tsy misy hevitra?
👉🏻maty ecran na koa maty batterie sy ny sisa…

Hoy izahay hoe tsia tompoko 🙌🏻

Ento aty aminay fa izahay no mpanao ny ezaka farany amelomana azy:
❤️ mamelona ny efa maty izahay
❤️manamboatra ny olana carte rehetra: reso, wifi, Bluetooth, memoire, audio, tsy velona, tsy mandray charge…
❤️manolo ecran, batterie, camera, dos, bouton, haute parleur.

‼️Aza misalasala mandefa message privé na koa message WhatsApp:

Contact 0388670121, 0329185751, whatsapp: http://wa.me/261388670121
Toerana misy anay eto faravohitra.

Tonga dia soloina ve ny iPhone raha 👉🏻maty an-drano?👉🏻chargena dia tsy velona?👉🏻Natao diagnostique dia hoe maty mere tsy...
25/05/2025

Tonga dia soloina ve ny iPhone raha
👉🏻maty an-drano?
👉🏻chargena dia tsy velona?
👉🏻Natao diagnostique dia hoe maty mere tsy misy hevitra?
👉🏻maty ecran na koa maty batterie sy ny sisa…

Hoy izahay hoe tsia tompoko 🙌🏻

Ento aty aminay fa izahay no mpanao ny ezaka farany amelomana azy:
❤️ mamelona ny efa maty izahay
❤️manamboatra ny olana carte rehetra: réseau , wifi, Bluetooth, memoire, audio, tsy velona, tsy mandray charge…
❤️manolo ecran, batterie, camera, dos, bouton, haute parleur.

‼️Aza misalasala mandefa message privé na koa message WhatsApp:

Contact 0388670121, 0329185751,
whatsapp: http://wa.me/261388670121
Toerana misy anay eto faravohitra.

Reparation iPhone, iPad, Mac…🔔Ireto indray no asa ataonay momba ny iiPhone, iPad, Mac izay misy olana rehetra:📱Manolo Ec...
05/05/2025

Reparation iPhone, iPad, Mac…
🔔Ireto indray no asa ataonay momba ny iiPhone, iPad, Mac izay misy olana rehetra:
📱Manolo Ecran simba
🪫Manolo batterie vaovao tena tsara
🍻Manolo dos en verre izahay raha toa ka vaky dos ny anao
🔌Manolo sy manamboatra circuit de charge raha toa tsy mahazo charge ny iphone anao,
🎥Manolo Camera iPhone izahay
📷manolo vitre camera,
🔈manolo na manamboatra haute parleur ihany koa…
🔍Manao diagnostique ( fitsirihina ) izahay ahafantarana ny olana amn iphone anao.
☎️Koa aza misalasala mandefa mp na miantso ny laharana: 0388670121, 0329185751,

whatsapp: http://wa.me/261388670121

Address

Antananarivo

Telephone

+261329185751

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravoniaina Nekena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ravoniaina Nekena:

Share