AITM-Madagascar

AITM-Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AITM-Madagascar, Antananarivo.

Association des Ingénieurs des Télécommunications de Madagascar 🇲🇬 (A.I.T.M)
♦️Une Association à but non lucratif
♦️Regroupe les Ingénieurs du secteur public ou privé
♦️Dans le domaine des Télécommunications, des sciences ou techniques connexes.

Rollback completed successfully : Tsy miasa indray.
24/09/2026

Rollback completed successfully : Tsy miasa indray.

24/09/2026
23/09/2026

Proxy/Gateway

Ny Proxy / Gateway ao amin'ny Core Network dia "tetezana" mampifandray protocoles roa samihafa.

🔹 1. IP-SM-GW (SIP ↔ MAP) 💬
- Ampiasaina amin'ny "SMS over IP" (SMSoIP)

UE ↔ sip ↔ IMS ↔ sip ↔ IP-SM-GW ↔ map ↔ SMS-C

🔹 2. API Gateway (HTTP ↔ Diameter) ⚙️
(AFG solution Ericsson)
- Ampiasaina amin'ny "Self-management" (oh: renvoi d'appel etc)

UE ↔ http/xcap ↔ AFG ↔ diameter ↔ HSS
UE ↔ http/xcap ↔ AFG ↔ http/xcap ↔ TAS (IMS)

23/09/2026

Aza matahotra manolotra hevitra, na dia mety lazaina ho « adaladala » na « vendrana » aza izany amin’ny voalohany.

Indraindray, ny olana dia tsy hoe ratsy ilay hevitra, fa hoe mbola tsy ampy ny contexte hahafahan’ny hafa mahita ny antony.

Mety ho lavina.
Mety hohamaivanina.
Mety tsy ho takatra avy hatrany.

Ary avy eo, rehefa mandeha ny fotoana:

— « Tu avais raison. »
— « J’ai compris pourquoi tu avais proposé cette solution. »

Izany no antony maha-zava-dehibe ny fahasahiana miteny, fa tsy ny fitadiavana foana ny hevitra izay hahafaly ny rehetra.

Ao amin’ny engineering sy ny olana teknika, tsy ampy ny mahafantatra. Mila sahy manolotra, manazava, miaro ary manitsy ny hevitrao koa ianao.

Aleo hevitra iray hohadihadiana sy hiadian-kevitra, toy izay hevitra tsara iray tsy voalaza mihitsy.

Ce directeur est vraiment super, il ne se prend pas la tête même si son équipe a démissionné.
23/09/2026

Ce directeur est vraiment super, il ne se prend pas la tête même si son équipe a démissionné.

20/09/2026

« L'expérience ne se mesure pas en années, mais en maîtrise technique et en valeur ajoutée. »

Ny Core Network dia iray amin'ireo sehatra ahafahana mivoatra haingana ho lasa "EXPERT".

Efa fantatra mialoha sy azo predicted-na tsara ny fizotran'ny interview, tahaka ny épreuve EPS amin'ny Bakalorea.
Miodina amin'ireto lohahevitra ireto faona ny resaka:
🔹Architecture
🔹Protocoles & Traces
🔹Call Flow
🔹Tools
🔹Projets réalisés
🔹Problèmes rencontrés
🔹Environnement technique niasana

Ny tena zava-dehibe dia ny fahaizana manazava sy mampita ireo amin'ny teny anglisy.

Possible hoe débutant dia avy manao jump, lasa expert (Daka miodina 🥋)

19/09/2026

Le seul moment où nos parents nous obéissent …
C’est lorsque nous leurs apprenons à manipuler le téléphone. 😁
Et ils se comportent comme c’est nous qui les avions mis au monde.

Être un Ingénieur en Télécommunications est un privilège que tout le monde ne peut pas avoir.Rehefa mijery ny lalana nod...
19/09/2026

Être un Ingénieur en Télécommunications est un privilège que tout le monde ne peut pas avoir.

Rehefa mijery ny lalana nodiavina, dia mahatsapa fa tsy asa kisendrasendra ny maha Ingénieur Télécoms.

Tsy fireharehana na fampisehoana fahaizana fotsiny izany, fa fitiavana lalina (passion) amin'ny fampifandraisana ny tontolo sy ny olombelona.

Isaky ny miatrika défi technique iray, dia mahatsapa fa mitondra vato kely amin'ny fampandrosoana ny fiarahamonina.

Ny fahafantarana hoe misy fiainana sy toekarena mandeha noho ny asa ataontsika, izany no sarobidy indrindra.

19/09/2026

Fantatrao ve fa mety misy recruteur manao fanadihadiana anao alohan'ny entretien❓

🫆 Matetika rehefa amin'ny niveau Expert, dia formalité sisa ny entretien.
Ny antony dia satria efa nanao fanadihadiana momba anao tamin'ny mpiasa ao anatiny sy ny mpiara-miasa taloha (références) ny orinasa.

👮Ny sasany aza mampiasa agence na cabinet manokana mihitsy.

👍🏻Raha tsara ny feedback azony, dia ny resaka karama ary hijerena hoe mi-passe ve ny feeling sisa ny entretien.

‼️Tandremo anefa ireto rehefa manome "référence":

🔹Anontanio ilay olona aloha raha manaiky hatao référence izy.
🔸 Raha ratsiratsy ny fifandraisanao tamin'ny manager-nao taloha, dia mpiara-miasa nanana fifandraisana tsara taminao omena.

Raha miresaka momba ny Télécommunications tsika, io dia sehatra iray tena midadasika ary tena mivelatra.Mety hisy ny han...
18/09/2026

Raha miresaka momba ny Télécommunications tsika, io dia sehatra iray tena midadasika ary tena mivelatra.

Mety hisy ny hanontany hoe nahoana no amin'ny Réseau Mobile (Core) no tena mirona ny fizarana ataon'ny Admin eto❓

Ny antony dia tsotra satria ny fahaizana amam-panao (pratique & expériences) azony amin'io sehatra io no tena zaraina eto, fa tsy théorie ary amin'io sehatra io indrindra no ananan'ny Admin traikefa.

Ary ny zavatra zaraina eto dia expériences vécues avokoa. Tsy mpitantara angano ary tsy mpanofinofy ny admin.

Ho an'ireo manana faniriana na fahavononana te-hizara koa, aza misalasala mifandray amin'ny Admin.

Mankasitraka,

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AITM-Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AITM-Madagascar:

Shortcuts

Share