Alaiko

Alaiko Alaiko dia "application" ahafahanao mividy ara-dalàna ny vokatra avy amin'ny mpanakanto ankafizinao.

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Big Daddy "Only God Can Judge Me". Misy hira 12 ao anatin...
25/01/2023

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Big Daddy "Only God Can Judge Me". Misy hira 12 ao anatiny amin'ny vidiny 1.000 Ar ny iray.
👉Tohano ny mpanakanto ankafizinao. Vidio ny sangan'asany amin'ny fomba ara-dalàna.
Raha haka ilay application :
https://play.google.com/store/apps/details?id=com.alaiko
Ny fomba fampiasa azy :
https://bit.ly/3QPXs4Q

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Sax "Memories". Misy hira 07  ao anatiny amin'ny vidiny 1...
09/01/2023

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Sax "Memories". Misy hira 07 ao anatiny amin'ny vidiny 1.000 Ar ny iray. Ahitàna featuring maromaro ihany koa.
👉Tohano ny MC ankafizinao. Vidio ny sangan'asany amin'ny fomba ara-dalàna.
Raha haka ilay application :
https://play.google.com/store/apps/details?id=com.alaiko
Ny fomba fampiasa azy :
https://bit.ly/3QPXs4Q

06/01/2023

Tovovavy iray manan-talenta avy ao amin'ny Bro Label i Sax.
Hizara ny rakikirany vaovao eto amin'ny plateforme antsika izy ny alatsinainy 09 Janoary izao.
Araho akaiky.

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Davik'El "Ny Herin'ny Fanahy Anefeko Toetra". Misy hira 3...
21/12/2022

🔸Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko ny album an'i Davik'El "Ny Herin'ny Fanahy Anefeko Toetra". Misy hira 30 be izao ao anatiny amin'ny vidiny 500 Ar ny iray.
👉Tohano ny MC ankafizinao. Vidio ny sangan'asany amin'ny fomba ara-dalàna.
Raha haka ilay application :
https://play.google.com/store/apps/details?id=com.alaiko
Ny fomba fampiasa azy :
https://bit.ly/3QPXs4Q

🔸Album faharoa an'ny tarika Da Hopp. Tarika anisan'ireo namaky lay tao anatin'ny tontolon'ny Rap Gasy. Rakikira somary h...
12/12/2022

🔸Album faharoa an'ny tarika Da Hopp. Tarika anisan'ireo namaky lay tao anatin'ny tontolon'ny Rap Gasy. Rakikira somary hafa kely raha ny tantarany satria efa vita tamin'ny 2005 fa izao vao afaka navoaka.
Efa azonao vidina ao amin'ny application Alaiko.

👉Tohano ny mpanakanto ankafizinao. Vidio ny sangan'asany amin'ny fomba ara-dalàna.
Raha haka ilay application :
https://play.google.com/store/apps/details?id=com.alaiko
Ny fomba fampiasa azy :
https://bit.ly/3QPXs4Q

Arahabaina i Samson Herizo Rainizafindramanana voasarika ary nandresy tamin'ilay lalao, manasa azy hiditra hafatra miafi...
09/12/2022

Arahabaina i Samson Herizo Rainizafindramanana voasarika ary nandresy tamin'ilay lalao, manasa azy hiditra hafatra miafina.
Hivoaka rahampitso tokoa ity album an'ny Da Hopp antsoina hoe "Madafaka" ity ary ao amin'ny plateforme Alaiko irery ihany (en exclusivité).
Manana ny tantarany manokana io rakikira io. Tongava rahampitso ao amin'ny IFM Analakely amin'ny fivoahany amin'ny fomba ofisialy miampy seho an-tsehatra.

Nisafidy ny hamoaka ny rakikirany ato amintsika "en exclusivité" ity tarika rap gasy "légendaire" iray ity tsy ho ela......
07/12/2022

Nisafidy ny hamoaka ny rakikirany ato amintsika "en exclusivité" ity tarika rap gasy "légendaire" iray ity tsy ho ela...
Ndao hilalao 😁
Raha fantatrareo io tarika io dia soraty eo @ commentaire ary. Hosarihana izay rehetra mahamarina dia omena loka arak'izay tiany (album, t-shirt).

👉Ny fomba fividianana hira raha mampiasa Orange Money.🔸Araho tsirairay ny sary, ao anatin'ny descriptions ny fanazavana ...
02/11/2022

👉Ny fomba fividianana hira raha mampiasa Orange Money.
🔸Araho tsirairay ny sary, ao anatin'ny descriptions ny fanazavana rehetra.

Ny fomba fampiasa ilay application :👉 https://bit.ly/3QPXs4QAraho antsakany sy andavany tsara.Ataovy azo antoka koa fa m...
28/10/2022

Ny fomba fampiasa ilay application :
👉 https://bit.ly/3QPXs4Q
Araho antsakany sy andavany tsara.
Ataovy azo antoka koa fa misy data hi-télécharger-na ilay hira ny findainao.
Raha efa voaloa ilay vola nefa tsy vita ny téléchargement dia tsy very akory, jereo sy mariho fa efa tsy misy sarany misoratra intsony eo amin'ilay hira novidianao.
Téléchargement sisa no mila vitainao tsara (araho ny dingana amin'io rohy ambony io)

Address

Androhibe
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alaiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Alaiko:

Share