19/04/2022
Mivarotra ecran sy tactil
Reparations telephone
mamerina telephone anao ho toy vaovao be zay
Mis piece rehetra zay ilainao momban telephone ato aminay toy ny :
_Ecran/tactil
_vitre APN
_silicone
_ cache ecran
_batteries
_Dos/ sns..........
Afaka mandefa am province
Afaka manao livraison a domicile raha tsy afaka manatona ianao
Antsoy ny numero : 034 55 865 55/ 038 43 761 05
Analakely misy boutique anay koa miantso rehefa tonga eo amin'ny shoprite de tsenaiko .misy parking