Cours Informatique Le Kree Ankadifotsy

Cours Informatique Le Kree Ankadifotsy Cours d'informatique garanti 100%, toutes âges, toutes niveau.

Cours Informatique le Kree Ankadifotsy Cours informatique bureautique, théorie+ pratique.Mianatra base na fototra aloha ...
09/05/2026

Cours Informatique le Kree Ankadifotsy

Cours informatique bureautique, théorie+ pratique.
Mianatra base na fototra aloha vao mikitika machine.
Garanti fa tsy maintsy mahay ianao mivoaka ato na inona na inona niveau tany ampianarana na ny niveau de français.

Tongava manao inscription fa voafetra ny toerana.
Mora be ny frais de cours fa 10.000ar/ semaine fotsiny, vita 1 volana.

Ecole de langue et informatique Le Krée Ankadifotsy.
Akaikin'ny FJKM sy Clinique des Soeurs.

0349090625
0331221211

Manana toeram-pampiofanana informatique bureautique izahay:- raha manana fotoana malalaka ianao dia afaka mianatra isana...
06/05/2026

Manana toeram-pampiofanana informatique bureautique izahay:
- raha manana fotoana malalaka ianao dia afaka mianatra isanandro, 2h/j
- afaka atao special samedi 4h/samedi
- afaka manao cours accéléré 4h/j ho anao miasa ka hanararaotra hianatra anaty congé ohatra.
Mora dia mora ny sarany satria 10.000ar/semaine monja ny cours normale.

1 volana dia vita, misy examen sy certificat ara-dalana.
0349090625 Harilanto.

Ecole Le Krée Ankadifotsy akaikin'ny FJKM sy Clinique des Soeurs.

Misy cours de langue française sy Anglaise ihany koa.

Cours informatique Le Krée Ankadifotsy Na dia Informatique bureautique aza no ianarana dia tsy maintsy andalovana ny les...
26/04/2026

Cours informatique Le Krée Ankadifotsy
Na dia Informatique bureautique aza no ianarana dia tsy maintsy andalovana ny lesona momba ny structure machine satria:
" Ampianarina ho tompony ianao fa tsy ampianarina ho mpampiasa"

Fidirana manarana 4 mai 2025
Fisoratana anarana: 10.000ar
Frais de cours : 10.000ar/ semaine
Faharetany: 1 mois.

Le Krée Ankadifotsy
Cours de Langues - Français/Anglais et Informatique.

0349090625
0331221211

Cours de Langue Special enfantsEcole le Krée Ankadifotsy 0341421211Rentrée: 6 mai 2026
24/04/2026

Cours de Langue Special enfants
Ecole le Krée Ankadifotsy
0341421211
Rentrée: 6 mai 2026

Cours de Langue AnglaiseLe Krée Ankadifotsy 0341421211Rentrée: 6 mai
24/04/2026

Cours de Langue Anglaise
Le Krée Ankadifotsy
0341421211
Rentrée: 6 mai

Cours de Langue Française Le Krée Ankadifotsy 034 14 212 11
24/04/2026

Cours de Langue Française
Le Krée Ankadifotsy
034 14 212 11

Voafetra ny toeranaTongava manao inscription.Fidirana manarana 4 may 2026.Ecole le Krée Ankadifotsy akaikin'ny Clinique ...
23/04/2026

Voafetra ny toerana
Tongava manao inscription.
Fidirana manarana 4 may 2026.
Ecole le Krée Ankadifotsy akaikin'ny Clinique sy FJKM.
0349090625
0331221211

11/04/2026

Raha
1kg = 1000g
1km = 1000m

Firy zany ny 1k?/

N'aiza n'aiza alehanao ka hiasa birao ianao dia mila mampiasa Excel.Ato amin'ny Cours Informatique BureautiqueLe Krée An...
08/04/2026

N'aiza n'aiza alehanao ka hiasa birao ianao dia mila mampiasa Excel.

Ato amin'ny Cours Informatique Bureautique
Le Krée Ankadifotsy dia migarantir anao fa tsy maintsy mahay ianao ao anatin'ny 1 volana monja.

Ireo dingana ao amin'ny sary ireo dia holalaovina avokoa, mety aminao efa mpiasa fa te hanamafy ny fahaiza-manao na ianao vao mitady asa koa na efa mahay mikitikitika fa te hahafehy tsara.

10.000ar / semaine monja ny sarany
1 mois ihany.

Programa: Maitrise Windows - Word - Excel - Internet et IA.

Toerana Ecole Le Krée Ankadifotsy akaikin'ny FJKM sy ny Clinique.

Misy fidirana isan-kerinandro.

0349090625

Fampianarana Informatique Bureautique Ho an'ireo vao hianatra ordinateur na ireo efa mahay mikitika fa tsy nianatra ka t...
02/04/2026

Fampianarana Informatique Bureautique
Ho an'ireo vao hianatra ordinateur na ireo efa mahay mikitika fa tsy nianatra ka te hahafehy.

Frais de cours 10.000 Ar/ semaine
Droit: 10.000ar
Durée 1 mois
Afaka misafidy ora: 8h-10h- 13h- 15h
Misy special Samedi.

1 volana monja dia tena hahafehy ny momba ny ordinateur ianao:

✅ Ireo materiels mandrafitra azy
✅ Ny fomba fiasan'ny ordinateur - branchement
✅ Bios, cablage, vga, hdmi, nappe, alimentation
✅ Inona izany RAM ROM Disque Dur, Processeur
✅ Raha hividy ordi inona izany configuration tsara
✅ Ny Octet - Kilo - Mega - Giga - Tera
✅ Ordinateur de bureau sy Ordi portable
✅ Ny système d'exploitation - Windows version
✅ Manipulation des fichiers et dossiers
✅ Maîtrise des menus - des barres de navigation
✅ Les méthodes de recherche de fichiers
✅ Panneau de configuration
✅ Installation et désinstallation logiciels
✅ Fanoratana Boky - CV - affiche @ MS Word
✅ Maitrise du tableur MS Excel
✅ Maitrise du MS PowerPoint
✅ Gestion des messageries Mail
✅ Initiation aux Intelligences Artificielles
✅ IA appliqué à Word - Excel - PowerPoint

Misy Examen, misy Certificat
Fidirana: 7 avril 2026
Toerana: Ankadifotsy akaikin'ny Clinique sy FJKM
Contact 034 90 906 25 - 033 12 212 11

Misy module: maintenance informatique, diagnostic et réparation matériels et système, formatage, création partition, récupération données.

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours Informatique Le Kree Ankadifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share