19/04/2026
🥤 Gourdes Isothermes: Kalitao sady kanto! 🥤
Mila gourde sady tsara endrika no mahatanty hafanana na hatsiaka ve ianao? Tonga indray ny tahiry vaovao mety tsara ho anao, na ho an'ny ankizy hianatra, na ho anao any am-piasana!
✨ IREO SAFIDY AZONAO ISAFIDIANANA: ✨
1️⃣ Gourde "The Stay Chill" (Violet)
Habenay: 900mL (30oz) - Lehibe tsara!
Tombony: Misy tànany (handle) mora raisina, misy paille, ary "Double Wall Vacuum" (mitazona ny mari-pana ela be).
💰 Vidiny: 22.000 Ar
2️⃣ Gourde "Dream" (Rose)
Habenay: 800mL
Tombony: Endrika kanto sy "mignon", misy fehiny (strap) entina amin'ny tanana, ary ny sarony dia azo atao kaopy kely hisotroana.
💰 Vidiny: 20.000 Ar
✅ Nahoana no ireto no fidiana?
Vita amin'ny "Stainless Steel" (Tsy harafesina).
Mahatanty mafana sy mangatsiaka mandritra ny ora maro.
Mora diovina sy tsy mitete rano.
🚀 Efa azo jifaina dieny izao!
Mbola vitsy ny tahiry ka aza tara fa tongava MP avy hatrany raha hanafatra ianao.
📍 Toerana: La joie Ambohimangakely, près de l'Eglise Catholique
📞 Na miantso ny 0381234566