24/08/2026
๐ฑ๐ฅ๐ง๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ 2 000 ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ #๐ฏ๐ถ๐ฑ๐ผ๐ป ๐ฎ๐ผ ๐ฆ๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ก๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ #๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฒ๐๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ.
Manao fihetsiketsehana ireo mponina ao Soavimbahoaka Nanisana izao alina izao noho ny fahatapahan-drano efa maro.
๐Voalaza fa tafakatra 2 000 Ariary ny iray aminโny toerana sasany, ary voatery na mandeha lavitra ny mponina vao mahita rano.
๐ธ Fy Andriamamonjy