Gam Tendance

Gam Tendance 🥰❤️ vente des articles et accessoires à la mode ❤️🥰

Cartable pour enfant de 4 à 9 ansPrix promotions 22.000 Ar Cartable effet 3D couleur disponible rose , bleu marine , vio...
03/09/2026

Cartable pour enfant de 4 à 9 ans
Prix promotions 22.000 Ar
Cartable effet 3D
couleur disponible rose , bleu marine , violet

tél : 038 37 212 15

✨ Asehoy amim-pireharehana ny finoanao! ✝️👖 Jogging ho an'ny vehivavy – Vrai Coton 💯 Matevina tsara, malefaka ary tena m...
15/07/2026

✨ Asehoy amim-pireharehana ny finoanao! ✝️

👖 Jogging ho an'ny vehivavy – Vrai Coton 💯
Matevina tsara, malefaka ary tena mahazo aina.
✅ Mety ho an'ny vatana rehetra, na matavy na mahia.
✅ Tsy misy marika taille ka mahafinaritra sy mora anaovana.
✅ Misy soratra JESUS – ho an'izay tsy menatra manambara fa Kristianina. 🙏

🎨 Loko misy:
🤎 Marron clair
🩶 Gris
🔵 Bleu marine
❤️ Rouge

👩 Misy taille rehetra.
👧 Misy ihany koa ny modely ho an'ny ankizy.

💰 30.000 Ar monja!

📦 Sur commande.

📩 Alefaso hafatra dieny izao hamandrika ny lokonao sy ny taille mety aminao. Aza tara fa voafetra ny commande!

✨ Asehoy amim-pireharehana ny finoanao! ✝️👖 Jogging ho an'ny vehivavy – Vrai Coton 💯 Matevina tsara, malefaka ary tena m...
15/07/2026

✨ Asehoy amim-pireharehana ny finoanao! ✝️

👖 Jogging ho an'ny vehivavy

– Vrai Coton 💯

Matevina tsara, malefaka ary tena mahazo aina

✅ Mety ho an'ny vatana rehetra, na matavy na mahia.
✅ Tsy misy marika taille ka mahafinaritra sy mora anaovana.
✅ Misy soratra JESUS – ho an'izay tsy menatra manambara fa Kristianina. 🙏

🎨 Loko misy:
🤎 Marron clair
🩶 Gris
🔵 Bleu marine
❤️ Rouge

👩 Misy taille rehetra.
👧 Misy ihany koa ny modely ho an'ny ankizy.

💰 30.000 Ar monja!

📦 Sur commande.

📞 034 60 599 69

📩 Alefaso hafatra dieny izao hamandrika ny lokonao sy ny taille mety aminao. Aza tara fa voafetra ny commande!

🥰😍 Arrivage manaraka tena tsara Kely 😍 Ensemble pijama couleur blanc 😍 misy teille S,M,et L Mp Raha mahaliana ànao Tel :...
01/04/2026

🥰😍 Arrivage manaraka tena tsara Kely
😍 Ensemble pijama couleur blanc
😍 misy teille S,M,et L

Mp Raha mahaliana ànao
Tel : 0346059969
Prix 30.000Ar

Gam Tendance
L'arrivage
Tananarivo

Ireto indray arrivage vaovao bé Sady qualité Ilay tena tsara   Tennis stay real😍😍👉Pointure 36 - 37 - 38  - 39  -40 ( nor...
27/03/2026

Ireto indray arrivage vaovao bé
Sady qualité Ilay tena tsara
Tennis stay real😍😍
👉Pointure 36 - 37 - 38 - 39 -40 ( normal)
👉5 couleurs

Mandefasa MP mivantana
Prix :80.00Gam TendanceanL'arrivagevage

Tsara Kely  nefa 30.000 Ar 🥰 Tena mora nefa tsara 👉 qualité aoka fotsiny 👉 sur commande mialo ihanyGam Tendance L'arriva...
23/03/2026

Tsara Kely nefa 30.000 Ar
🥰 Tena mora nefa tsara
👉 qualité aoka fotsiny
👉 sur commande mialo ihany

Gam Tendance
L'arrivage
Tananarivo

🥰 Robe a base fleurie tissu crêpe      👉Prix 40 000ar      👉Taille S,M,L Deux couleur reoCommandio dieny izao Ary fa lim...
23/03/2026

🥰 Robe a base fleurie tissu crêpe

👉Prix 40 000ar
👉Taille S,M,L

Deux couleur reo
Commandio dieny izao Ary fa limite stock
Gam Tendance
Tananarivo
L'arrivage

🥰🥰 Robe tsara keli 👉 Misy loko maro azo isafidiana Efa akaiky izao fetin'ny P***a Mety tsara mihitsy ity robe ity Gam Te...
20/03/2026

🥰🥰 Robe tsara keli
👉 Misy loko maro azo isafidiana
Efa akaiky izao fetin'ny P***a
Mety tsara mihitsy ity robe ity

Gam Tendance
Mandefasa MP raha liana ianao
Araraoty fa stock limité sao dia tara

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gam Tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share