Multi-Focus Sonorisation

Multi-Focus Sonorisation “Avec Multi-Focus Sonorisation, offrez à votre événement un son puissant, clair et professionnel à un prix abordable !” 🔊🔥

Fankalazana tsingerin-taona faha 25 taona Ktlm Ambohimasina Betafo tao Havoria Anosy Nanasany;Groupe TanjonaVlm Ampitata...
25/10/2026

Fankalazana tsingerin-taona faha 25 taona Ktlm Ambohimasina Betafo tao Havoria Anosy
Nanasany;Groupe TanjonaVlm Ampitatafika Kt Ambatovinaky Afa Anosibe.
Ktlm Ambohimasina Betafo tompompety.
Sono et lumière Multi-focus sound
Effet spéciaux Tojo.

Flm Ivato Famonjena,Feno herintaona cœur d'homme ivato famonjena efa nanao live maivana sahady zalahy, mankasitraka @ fa...
19/10/2026

Flm Ivato Famonjena,
Feno herintaona cœur d'homme ivato famonjena efa nanao live maivana sahady zalahy, mankasitraka @ fasahiana midera an'i Tompo e,

18/10/2026

✨ Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny tandroany✨
🎉Fankalazàna ny tsingerintaonan'ny Choeur d'hommes Antsan'ny famonjena🎉
⛪FLM Famonjena Ivato⛪
Sono Multi -Focus sound.

Ny anionay,efa vita ny installation miandry ny mpivady sisa,ny courant 100~130 volt soa fa nitondra stabilisateur,espace...
17/10/2026

Ny anionay,efa vita ny installation miandry ny mpivady sisa,ny courant 100~130 volt soa fa nitondra stabilisateur,espace les Hérons vontovorona,efa vita balance niaraka t@ mpanao animation.misaotra an'izy mivady nahatoky anay,misy pack tsara be ato @ multi focus sono,sono live,lumière, effet spéciaux, transport aller retour,aza misalasala ary e.

Niampy iray indray ny FLM eto Antananarivo,notokanana anio 04 oktobre ny Flm Kristy Velona Ampasika Avaratra,taorian'ny ...
05/10/2026

Niampy iray indray ny FLM eto Antananarivo,notokanana anio 04 oktobre ny Flm Kristy Velona Ampasika Avaratra,taorian'ny fanokanana dia nisy ny fiaraha-misakafo ary nofaranana tamin'ny Rindrankira tamin'ireo Antokom-pihira marobe izay nasaina.
Hoan'Andriamanitra ny voninahitra.

01/10/2026
✨💯Bonne nouvelle pour les futurs mariés et divers événements nécessitant des effets spéciaux 💯✨Les :- Pyros 🎇- Fumée lou...
28/09/2026

✨💯Bonne nouvelle pour les futurs mariés et divers événements nécessitant des effets spéciaux 💯✨
Les :
- Pyros 🎇
- Fumée lourde ☁️
- Confettis 🎉
Sont désormais disponibles pour nos prestations 👌😁

🎉Journée international de la langue des signes 🎉Notanterahina tao ao amin'ny AKAMA 67Ha Sud 💯" La langue des signes, un ...
23/09/2026

🎉Journée international de la langue des signes 🎉
Notanterahina tao ao amin'ny AKAMA 67Ha Sud

💯" La langue des signes, un droit humain pour une inclusion réelle des personnes sourdes"💯

✨Ny omalinay✨🙏Nivavaka tao amin'ny FJKM Analamahintsy Sady nanao sono,1ere culte sy 2 ème culte ✨🎤Nofaranana tamin'ny Ri...
21/09/2026

✨Ny omalinay✨
🙏Nivavaka tao amin'ny FJKM Analamahintsy Sady nanao sono,1ere culte sy 2 ème culte
✨🎤Nofaranana tamin'ny Rindrankira arampilazantsara niarahana tamin'i
Maintimolaly ao antoerana izay mpikarakara
Chorale Maintimolaly Fjkm Ambohitantely
Ary ny Riampeo Fjkm Ambatobe.🎤✨

Tontosa soamantsara tao @ flm Anosibe fampiraisana ny fanokafana ny hafa 10 taona ny GROUPE JAJA SY MPANDIHINY.Marobe ir...
07/09/2026

Tontosa soamantsara tao @ flm Anosibe fampiraisana ny fanokafana ny hafa 10 taona ny GROUPE JAJA SY MPANDIHINY.Marobe ireo tarika nanotrona azy tamin'izany tao i JOSÉ TARIKA HASINA,RIANTSOA OUR GENERATION, GROUPE BAMAR,TARIKA FEO MITAONA ,FAMIFI,AFA ANOSIBE Sns tsy voatanisa.
Fampisehoana en live, ny masoandro mody no nampalahelo.
Hoan'Andriamanitra ny voninahitra

Address

Ambodin'isotry
Antananarivo

Telephone

+261342918775

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Multi-Focus Sonorisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Multi-Focus Sonorisation:

Shortcuts

Share