Dimaco VISTA France Petite vitesse

Dimaco VISTA France Petite vitesse Appareils Électroménager, Électronique
Produits Blancs, Loisirs
Gros et Détails
Le modèle idéal pour un usage quotidien : silencieux, économique et durable.

Parfait pour la chambre, le bureau ou une petite pièce !


21/05/2026
Arrivage moto électrique rechargeable pour enfant Musical, entré usb, Bluetooth et voiture électrique enfant rechargeabl...
15/05/2026

Arrivage moto électrique rechargeable pour enfant
Musical, entré usb, Bluetooth
et voiture électrique enfant rechargeable
Musical, entré usb, Bluetooth, commande parentale

Zany ary lay nandrasanareo, tonga dia BOOOOM BE, Misy Micro sans fil, Feo Mandona be
13/05/2026

Zany ary lay nandrasanareo, tonga dia BOOOOM BE, Misy Micro sans fil, Feo Mandona be

Ireto aloha no vita fa tongava fa betsaka ato, ny vidiny natao mirary
12/05/2026

Ireto aloha no vita fa tongava fa betsaka ato, ny vidiny natao mirary

28/04/2026
Milina matanjaka sy maro mpampiasa izy ity eto Madagasikara satria sady azo ampiasaina amin'ny herinaratra no azo avadik...
22/04/2026

Milina matanjaka sy maro mpampiasa izy ity eto Madagasikara satria sady azo ampiasaina amin'ny herinaratra no azo avadika tanana (manivelle).

Ny mampiavaka ity milina Jukky JH307 ity:

Karazan-jaitra maro: Afaka manao karazan-jaitra hatramin'ny 60 izy (miankina amin'ny "cames" na ilay kojakoja kely fampidirana aminy), toy ny jaitra mahitsy, zigzag, ary peta-kofehy (broderie).
Hery: Mahazaka lamba matevina tsara izy (hatramin'ny 10mm) ary manana motera eo amin'ny 90W ka hatramin'ny 100W.
Fampiasana azy: Misy "levier" fampiverenana jaitra (marche arrière) eo alohany mba hanamafisana ny fanombohana sy ny famaranana ny jaitra.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261349662512

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dimaco VISTA France Petite vitesse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dimaco VISTA France Petite vitesse:

Share