23/04/2026
Mbola tsara atsika jiaby ee 🥰🥰
Somary ratsiratsy ny andro niany fa aza atao tambana mitsidika manontany ireo service maro samy hafa hita aty aminy Cyber Fanantenana Antanambao 😊
Ireo karazana service izay mety ho iatanao ao dia ireto avy:
-Misy ao ny "Multiservices" izany hoe aminy resaka impression,saisie, scan ary mbola itanao ao iany réparation téléphone ndreky ordinateur 💻📱🖨️
-Misy ao iany koa ny service d'accompagnement administratif izay afaka manampy anao aminy fikarakarana taratasy isankarazany 📝📃
-Ny radio JM📻 antsika iany koa dia nifindra aty amin'ny Fanantenana
Ka tongava mandalo aty antoerana raha ohatra ka misy mahaliana anao ireo service ireo👍
📍Toerana: Cyber Fanantenana Antanambao Antalaha
📱Contact: 037.57.293.06