VorteX Technologie

VorteX Technologie Vente et Réparation de consommables informatiques

11/06/2022
05/02/2022

🇲🇬🚨 Tafiditra i BATSIRAI:

- Efa an-tanety i BATSIRAI ary ao @ Distrikan'ny Mananjary no misy ny foibeny.
- Vinavinaina hamakivaky ny Distrikan'Ifanadiana avy eo ny faritra Matsiatra Ambony izy anio alina, ary rahampitso dia hihazo ny faritra Atsimo Andrefana mialohan'ny hivoahany an-dranomasina ny Alahady takariva manodidina an'ny Morombe
🙏Mankahery ny Malagasy izay anaty ady mafy amin'izao. Indrindra ireo Raimandreny tsy maitsy hivoaka noho ny fitadiavana hamelomana ny zanany. 🙏
Isika mety manana "provision s" dia afaka maka aina ao an-trano fa tadidio fa misy olona any tena ny hisitrihany aza tsy misy, ao ireo rava fananana, ao ireo lany vatsy,.... MANKAHERY TOMPOKO 🙏

Araho tsy tapaka anefa ny toromarika omen'ny Fanjakana

MALAGASY VE IANAO

⚠️⚠️⚠️Soyez Prudent !!! ⚠️⚠️⚠️⚠️
05/02/2022

⚠️⚠️⚠️Soyez Prudent !!! ⚠️⚠️⚠️⚠️

Sabotsy 05 Febroary 2022 - 12h30
▶ Efa 163 Km Atsinananan'i Nosy Varika sisa i 🌀 BATSIRAI dia hiditra an-tanety ny faran'ny tolakandro izao sy anio alina eo anelanelan'ny Nosy Varika sy Mananjary
▶ Mbola rivodoza mahery vaika 😕 mitondra rivotra 165 km/h sy tafiotra 235 km/h izy.
Mankahery hatrany ireo namana izay efa ao anatin'ny mafy amin'izao ✊
Cyclones à Madagascar

Mbola tsy niova ny filazana loza:
🔴 Miloko MENA na loza mitatao : Faritra Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Mangoro, Analamanga sy ireo Distrikan'ny Vavatenina, Ambatondrazaka, Arivonimamo, Ambatolampy, Antanifotsy, Antsirabe I-II, Fandriana, Ambositra, Manandriana, Ambohimahasoa, Lalangina, Vohibato, Isandra, Fianarantsoa I, Ivohibe ary Iakora.

🟡 Miloko MAVO na loza manambana : Faritra Bongolava, Menabe, Atsimo Andrefana, Anosy, Androy sy ireo Distrikan'ny Sainte Marie, Soanierana Ivongo, Fenoarivo Atsinanana, Amparafaravola, Antsalova, Miarinarivo, Soavinandriana, Faratsiho, Betafo, Mandoto, Ambatofinandrahana, Ikalamavony ary Ihosy.

🟢 Miloko MAITSO na loza fanairana : Distrikan'Antalaha, Maroantsetra, Mananara Avaratra, Mandritsara, Andilamena, Tsaratanana ary Maevatanana.

# # # # # # # # # # # # # #
Samedi 05 Février 2022 - 12h30
▶ BATSIRAI n'est plus qu'à 163 km à l'Est de Nosy Varika et devrait atterrir en fin de journée et durant la nuit entre Nosy Varika et Mananjary
▶ Il est toujours au stade de cyclone intense 😕 avec des vents à 165 km/h et des rafales à 235 km/h
Très bon courage ✊ à nos amis qui sont déjà en plein dedans

Avis d'alerte inchangés:
🔴 ROUGE ou Danger Imminent : Régions Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Mangoro, Analamanga et les Districts de Vavatenina, Ambatondrazaka, Arivonimamo, Ambatolampy, Antanifotsy, Antsirabe I-II, Fandriana, Ambositra, Manandriana, Ambohimahasoa, Lalangina, Vohibato, Isandra, Fianarantsoa I, Ivohibe et Iakora.

🟡 JAUNE ou Menace : Régions Bongolava, Menabe, Atsimo Andrefana, Anosy, Androy et Districts Sainte Marie, Soanierana Ivongo, Fenoarivo Atsinanana, Amparafaravola, Antsalova, Miarinarivo, Soavinandriana, Faratsiho, Betafo, Mandoto, Ambatofinandrahana, Ikalamavony et Ihosy.

🟢 VERT ou Avertissement : Districts d'Antalaha, Maroantsetra, Mananara Avaratra, Mandritsara, Andilamena, Tsaratanana ary Maevatanana.

Bonjour! VorteX Technologie se specialise dans le domaine de la maintenance informatique.N'hésitez pas à nous contacter ...
30/11/2021

Bonjour! VorteX Technologie se specialise dans le domaine de la maintenance informatique.
N'hésitez pas à nous contacter si vous avez quelques soucis pour votre PC.
✳Diagnostique
✳Réparation
✳Mise à jour
✳Installation Système.
Contact: 034.91.802.10
Lieu: Anosizato Ouest

14/01/2020

Bonjour! VorteX Technologie se specialise dans le domaine de la maintenance informatique.
N'hésitez pas à nous contacter si vous avez quelques soucis pour votre PC.
🔴Diagnostique
🔴Réparation
🔴Mise à jour
🔴Installation Système.
Contact: 034.91.802.10/ 032.96.891.60
Lieu: Anosizato Ouest

Bonjour! VorteX Technologie se specialise dans le domaine de la maintenance informatique.N'hésitez pas à nous contacter ...
05/12/2019

Bonjour! VorteX Technologie se specialise dans le domaine de la maintenance informatique.
N'hésitez pas à nous contacter si vous avez quelques soucis pour votre PC.
✳Diagnostique
✳Réparation
✳Mise à jour
✳Installation Système.
Contact: 034.91.802.10/ 032.96.891.60
Lieu: Anosizato Ouest

Address

Anosizato Ouest
Anosizato
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349180210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VorteX Technologie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share