EP La Source Marovatolena

EP La Source Marovatolena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EP La Source Marovatolena, Computer training school, Cisco Analalava, Analalava.

Vita  ny  taom-pianarana 2025-2026. CEPE :92,67%, BEPC :85,00%Dingana  iny  ry  zanako  fa  tsy  tanjona  ka  tohizo  ny...
18/07/2026

Vita ny taom-pianarana 2025-2026.
CEPE :92,67%, BEPC :85,00%
Dingana iny ry zanako fa tsy tanjona ka tohizo ny dia fa mbola lavitra ny alehanareo

14/07/2026

Ny fankalazana ny 14eme anniversaire de l"ECOLE PRIVEE LA SOURCE a Marovatolena

Resultat CEPE 2025-2026 92,67 % Ecole Privee LA SOURCE Marovatolena - 91,31 % ECOLE  PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP...
23/06/2026

Resultat CEPE 2025-2026
92,67 % Ecole Privee LA SOURCE Marovatolena
- 91,31 % ECOLE PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP Marovatolena
Misaotra aminy ezaka vitanareo zanako aby. Fa ny tsy nahomby aminy taona hoavy koa.

18/06/2026
4eme anniversaire de l"ECOLE PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP Marovatolena __manantitra ny  fisaorana ny  vahoaka  to...
05/06/2026

4eme anniversaire de l"ECOLE PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP Marovatolena
__manantitra ny fisaorana ny vahoaka tonga maro taminy baly nandritrany fety ny tenanay mpikarakara.
__ mitohy isaontaona ny fankalazana ny tsingerin-taona niorenany sekolin-tsika ka miezaka manao ny misimisy koa aminy taona hoavy
__ tsy hainay koa ny tsy hisaotra ireo artists nanafana ny lanonana i Angela maevarano sy Freddy SAVA fa nilamina ny ambiance.

4e anniversaire  de l"ECOLE PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP Marovatolena __ miroso  aminy  fanomanana  isika  izao  ...
28/05/2026

4e anniversaire de l"ECOLE PRIVEE LA SOURCE a MAROVATO sud ZAP Marovatolena
__ miroso aminy fanomanana isika izao rahampitso 29 mey ny daty izay hankalazana izany amin'ity taona ity

Ombin'ny  fetintsika. Efa  io izy __14e anniversaire de l'E P LA SOURCE a Marovatolena  io fa  ho  hita  eto  koa  ny  a...
24/05/2026

Ombin'ny fetintsika. Efa io izy
__14e anniversaire de l'E P LA SOURCE a Marovatolena io fa ho hita eto koa ny andreo any aminy EP LA Source a MAROVATO sud

Aza miala lavitra  fa  efa  akaiky  ny  fetintsika
24/05/2026

Aza miala lavitra fa efa akaiky ny fetintsika

24/05/2026

Address

Cisco Analalava
Analalava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EP La Source Marovatolena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share