Wonderfull World Group

Wonderfull World Group "Si une chose te parait important, donne toi ร  fond et cela marcherait" Christine Dienhart Hofeman

29/06/2026
13/05/2026

โšก๐Ÿ”ฅ VARATRA NILATSAKA, olona 5 no voany..
Tao Belo sur tsiribihina fkt Atsimotsena androany. Ny telo tamin'ireo maty tsy tra-drano, ny roa kosa novonjena maika any amin'ny hopitaly โ€ผ๐Ÿ“ฃ

Mirary fihononana amin'ny fianakaviana ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป
Araho ny pejy

Zaraiko fa tantara
13/05/2026

Zaraiko fa tantara

๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐˜† ๐—•๐—ฒ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป ๐—”๐—น๐—ฒ๐˜…๐—ถ๐˜€ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ผ๐—ป'๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ #๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.

Niaiky izao tontolo izao, nandritry ny fitsirihana ny zon'olombelona manerantany natao tany , fa tena miroso amin'ny fanajana izany zon'olombelona isika eto , indrindra ny fanajana ny olona eny amin'ny , hoy ny Minisitry ny fitsarana sady mpitahiry ny tombokasem-panjakana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, nandritry ny fitokanana fotodrafitrasa iray tao Belo Sur Tsiribihina androany.
_____________________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza adinoina ny manisy sy mizara ny vaovao.

Address

BP 1758 Analakely 101
Analakely
MADAGASCAR101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wonderfull World Group posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wonderfull World Group:

Shortcuts

Share