01/08/2026
🚨 **RECRUTEMENT OUVERT – OPÉRATEUR DE SAISIE** 💻
🔎 **Mitady asa ve ianao?**
Manokatra recrutement ho an'ny **Opérateur de Saisie** izahay. Raha mitady asa maharitra sy te hivoatra amin'ny sehatry ny traitement de données ianao dia tongava manatevin-daharana anay.
# # 📌 Karazana poste misy
🏢 INTERNE – ÉQUIPE JOUR
**Tombony :**
✅ Miasa ao anaty birao miaraka amin'ny équipe 🤝
✅ Misy fanampiana sy encadrement mivantana 👨🏫
✅ Mora mianatra ny fomba fiasa 📚
✅ Misy suivi ny kalitao sy ny vokatra 📈
**Mety ho an'ny :**
🌱 Débutant
🙋 Olona te hianatra sy hivoatra
🌙 INTERNE – ÉQUIPE NUIT
**Tombony :**
✅ Miasa ao anaty birao amin'ny équipe de nuit 🌙
✅ Tontolo milamina ahafahana mifantoka tsara 💻
✅ Misy suivi sy fanohanana mitohy 📈
**Mety ho an'ny :**
🌙 Olona afaka miasa amin'ny alina
🎯 Matotra, ponctuel ary mahay manaja objectif
🏠 À DOMICILE
**Fepetra takiana :**
✅ Efa mahafehy tsara ny asa Opérateur de Saisie
✅ Mahay mitantana fotoana sy mahaleo tena ⏰
✅ Manana ordinateur 💻 sy connexion Internet 🌐
✅ Mahavita manaraka objectif sy quota 🎯
✅ Efa manana traikefa amin'ny **traitement des actes d'état civil** 📄
**Tombony :**
🏡 Miasa avy any an-trano
🗓️ Mandamina malalaka ny fotoananao
💪 Miasa am-pahaleovan-tena sady mitazona kalitao
# # 📩 Raha liana ianao
💬 Alefaso **Message Privé (MP)** izahay.
📞 Antsoy mivantana: **038 10 900 00**
✨ **Aza tara! Mety ho anao ity fahafahana ity. Midira ao amin'ny ekipanay ary manorena traikefa matihanina miaraka aminay.**