Infinix Mobile

Infinix Mobile Infinix s’engage à mettre au point des technologies de pointe et des appareils mobiles dynamiques à la mode pour créer des expériences de vie intelligentes

Tsy mijanona no finday fotiny ihany fa ho accessoire,mahafinarina ny maso,haingo ny poketra.  💙💙📱 034.87.509.91
05/10/2026

Tsy mijanona no finday fotiny ihany fa ho accessoire,mahafinarina ny maso,haingo ny poketra.

💙💙

📱 034.87.509.91

Na aiza na aiza misy anao,tsara fona ny manana finday tsara sary,tsara batterie.Mba tsy ho adinoina ny fotoana rehetra. ...
05/10/2026

Na aiza na aiza misy anao,tsara fona ny manana finday tsara sary,tsara batterie.
Mba tsy ho adinoina ny fotoana rehetra.

camera 50Mp
Batterie 5160mAh miaraka aminao mandritry ny tonrolo andro.

📱 0348750991
Tongava mp raha mila fanazavana fanampiny.

Mila finday mafy,Matanjaka batterie,misy garantie ve ianao?Infinix HOT60i accessoires complete miaraka aminy.Garantie 12...
03/10/2026

Mila finday mafy,Matanjaka batterie,misy garantie ve ianao?

Infinix HOT60i accessoires complete miaraka aminy.
Garantie 12 mois, prix mora.🤗

02/10/2026

Hividy HOT60pro sa HOT60i 🥹😅

Hafa koa ny mampiasa ny   raha olona milalao jeu, sy mampiasa apk tena mavesatra ianao.Processeur efa helio G200Ram 16go...
01/10/2026

Hafa koa ny mampiasa ny raha olona milalao jeu, sy mampiasa apk tena mavesatra ianao.

Processeur efa helio G200
Ram 16go matanjaka tsara.
Ecran AMOLED 6.78" 144hz

📱0348750991

Ndraindray koa ianao mba mila ilay smartphone mafy natao ampiasaina ho an'i ankizy na ho an'olona efa lehibe.Na ho anao ...
01/10/2026

Ndraindray koa ianao mba mila ilay smartphone mafy natao ampiasaina ho an'i ankizy na ho an'olona efa lehibe.Na ho anao mihintsy aza fa tsy mila ilay configuration ambony be fa prix mora,dia mety aminao ny SMART10.

Enao koa ve mba tia loko manga toa anay.🥹💙💙💙📱HOT60i miloko manga dispo amin'izao.Prix tsy miova,memoire 256go.Garantie 1...
30/09/2026

Enao koa ve mba tia loko manga toa anay.🥹💙💙💙📱
HOT60i miloko manga dispo amin'izao.
Prix tsy miova,memoire 256go.
Garantie 12 mois , accessoires complete.

📱0348750991

Araraoty ihany aloha raha mbola misy fa efa kelikely sisa.☺️☺️HOT60pro ilay manana ram 16go/rom 256goProcesseur matanjak...
30/09/2026

Araraoty ihany aloha raha mbola misy fa efa kelikely sisa.☺️☺️

HOT60pro ilay manana ram 16go/rom 256go
Processeur matanjaka tsara Helio G200
Ecran efa AMOLED 144hz
Mahazaka rano IP65
📱0348750991

Sarotsarotra amin'izao ny mahita finday hoe accessoires complete ,miampy chargeur à induction.Vaovao scelle garantie 12 ...
29/09/2026

Sarotsarotra amin'izao ny mahita finday hoe accessoires complete ,miampy chargeur à induction.
Vaovao scelle garantie 12 volana,sady tena hoe matanjaka,mafy ary mahazaka rano.

Infinix no atolotray anao.
📱034.87.509.91

Coucou vao maraina isika.☺️☺️Mbola dispo ny   memoire 256go.Efa fantatsika ny tanjaky ny batterie ny infinix fa mateza t...
28/09/2026

Coucou vao maraina isika.☺️☺️

Mbola dispo ny memoire 256go.
Efa fantatsika ny tanjaky ny batterie ny infinix fa mateza tsara.

Alefaso ny commande,na manaton any boitique.☺️
📱 0348750991 ny contact atsika raha ilaina.

Address

Antananarivo
Ambondrona
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261348750991

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infinix Mobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share