My TECH Boutik

My TECH Boutik Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My TECH Boutik, Electronics Store, Ambalavato, Ambohimanarina.

Salama daholo oohTonga indray ny fitaovana fiarovana fananana lafo vidy ehCadenas Alarm🔒🔊=>Maneno mafy rahavoadona na vo...
08/01/2022

Salama daholo ooh
Tonga indray ny fitaovana fiarovana fananana lafo vidy eh
Cadenas Alarm🔒🔊
=>Maneno mafy rahavoadona na voakasika natao ho an'ny vavahady,varavarana,moto,fiara,sns...izay tianao asiana azy
Afaka atao tsy maneno rehefa ilaina izany
Cdenas block disque natao ho an'ny moto,sns...
Koa araraoty ary ehhh🥰
Afaka mandefa Mp na miantso mivantana 034.66.032.52
Livraison possible

Salama eh🖐🏻Ho atsika eto antsirabe ndrayEfa misy eto amontsika ity jiro kely mahafatifaty kely tySady mandeha pile izy n...
06/01/2022

Salama eh🖐🏻
Ho atsika eto antsirabe ndray
Efa misy eto amontsika ity jiro kely mahafatifaty kely ty
Sady mandeha pile izy no chargeable ihany koa🥰
Misy ilay tsotra 18.000ar
Misy ilay misy fitoerana stylo 23.000ar
Afaka tonga de miditra Mp na miantso avy hatrany ny 034.66.032.52
Araraoty ary ho anao zay mbola tsy nahazo☺😍

Miarahaba antsika rehetra😊Tolotra vaovao be no omenay anareo amin'izao taona vaovao izaoAnycast M4 plusFitaovana kely ir...
05/01/2022

Miarahaba antsika rehetra😊
Tolotra vaovao be no omenay anareo amin'izao taona vaovao izao
Anycast M4 plus
Fitaovana kely iray ahafahanao mandefa mivantana ny zavatra rehetra ao anaty telephone mba ho hita amin'ny tele
Alefaso ary ny commande_nao fa vonona hanome fahafaham-po ho anao izahay
Mandefasa hafatra miafina na miantso mivantana ny 034.66.032.52
Afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra ary manao ny livraison tana sy Antsirabe izahay

Address

Ambalavato
Ambohimanarina
110

Telephone

+261346603252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My TECH Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share